| Chapitre 11 1 [Filazana ny amin'ny loza hanjo, sy fampanantenana ny famindram-po] Ary nisy fanahy* nanainga ahy koa, dia nitondra ahy ho eo amin'ny vavahady atsinanana amin'ny tranon'i Jehovah, dia ilay manatrika ny atsinanana; ary, indreo, nisy olona dimy amby roa-polo lahy teo anoloan'ny vavahady; dia hitako teo amin'ireo Jazania, zanak'i Azora, sy Pelatia, zanak'i Benaia, lehiben'ny vahoaka.[Na: rivotra] 2 Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, ireo no lehilahy izay mamoron-tsain-dratsy sady manolo-tsain-dratsy eto amin'ity tanàna ity, 3 dia izay manao hoe: Mbola lavitra ny hanaovana trano; ity tanàna ity no vilany, ary isika no hena; 4 ka dia maminania hamely azy, eny, maminania, ry zanak'olona. 5 Ary tonga tao amiko ny Fanahin'i Jehovah, ka hoy Izy tamiko: Lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Izany no fiteninareo, ry taranak'Isiraely, ary fantatro izay rehetra ao an-tsainareo. 6 Hianareo efa nahamaro ny voavononareo teto amin'ity tanàna ity, ary ny lalambeny efa nofenoinareo faty. 7 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny voavononareo, izay nataonareo tao aminy, no hena, ary ity tanàna ity no vilany; nefa havoaka avy ao aminy ianareo. 8 Natahotra ny sabatra ianareo; nefa hataoko mahatratra anareo ihany ny sabatra, hoy Jehovah Tompo. 9 Ary havoakako avy ato aminy ianareo ka hatolotro ho eny an-tànan'ny hafa firenena, ary hanao fitsarana aminareo Aho. 10 Ho lavon'ny sabatra ianareo; any amin'ny sisin-tanin'ny Isiraely no hitsarako anareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah. 11 Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary ianareo tsy ho hena ato anatiny; fa any amin'ny sisin-tanin'ny Isiraely no hitsarako anareo 12 ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, satria tsy nandeha araka ny lalàko ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny jentilisa izay manodidina anareo ihany no nataonareo. 13 Ary raha mbola naminany aho, dia maty Pelatia, zanak'i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin'ny feo mahery nanao hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely? 14 Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: 15 Ry zanak'olona, ny rahalahinao, eny, ny rahalahinao no andraikitrao*, dia ny taranak'Isiraely rehetra, izay nitenenan'ny mponina any Jerosalema hoe: Manalavira an'i Jehovah; izahay no nomena ity tany ity ho lova.[Na: iray firazanana aminao] 16 Koa lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Na dia nampandehaniko lavitra any amin'ny jentilisa aza izy ka naeliko tany amin'ny tany maro, dia ho fitoerana masina ho azy vetivety* Aho any amin'ny tany izay alehany.[Na: kely ho azy] 17 Koa lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Hovoriko avy any amin'ny firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin'ny tany izay nampielezana anareo, ka homeko ny tanin'ny Isiraely ianareo. 18 Ary ho tonga ao izy ka hanaisotra ny zava-dratsiny rehetra sy ny fahavetavetany rehetra. 19 Dia homeko fo iray izy, ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin'ny nofony ny fo vato, ka homeko fo nofo izy, 20 mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany, ary izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny. 21 Fa ny amin'izay manana fo manina ny zava-dratsiny* sy ny fahavetavetany, dia hatsingeriko ho eo an-dohany ihany ny nataony**, hoy Jehovah Tompo.[*Heb. manaraka ny fon'ny zava-dratsiny][Heb. lalana] 22 Dia nasandratry ny kerobima ny elany sy ny kodia teo anilany; ary ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely no teo amboniny. 23 Ary ny voninahitr'i Jehovah niakatra niala tao amin'ny tanàna ka nijanona teo an-tampon'ny tendrombohitra atsinanan'ny tanàna. 24 Dia nisy fanahy* nanainga ahy tamin'ny fahitana, dia tamin'ny Fanahin'Andriamanitra, ka nitondra ahy ho any Kaldea ho any amin'ny babo. Dia niakatra niala tamiko ny fahitana izay efa hitako.[Na: rivotra] 25 Ary nolazaiko tamin'ny babo ny teny rehetra izay nasehon'i Jehovah ahy. | | Chapitre 12 12:1 The word of Yahweh also came to me, saying, 12:2 Son of man, you dwell in the midst of the rebellious house, who have eyes to see, and don’t see, who have ears to hear, and don’t hear; for they are a rebellious house. 12:3 Therefore, you son of man, prepare your stuff for moving, and move by day in their sight; and you shall move from your place to another place in their sight: it may be they will consider, though they are a rebellious house. 12:4 You shall bring forth your stuff by day in their sight, as stuff for moving; and you shall go forth yourself at even in their sight, as when men go forth into exile. 12:5 Dig through the wall in their sight, and carry your stuff out that way. 12:6 In their sight you shall bear it on your shoulder, and carry it forth in the dark; you shall cover your face, so that you don’t see the land: for I have set you for a sign to the house of Israel. 12:7 I did so as I was commanded: I brought forth my stuff by day, as stuff for removing, and in the even I dug through the wall with my hand; I brought it forth in the dark, and bore it on my shoulder in their sight. 12:8 In the morning came the word of Yahweh to me, saying, 12:9 Son of man, has not the house of Israel, the rebellious house, said to you, What are you doing? 12:10 Say to them, Thus says the Lord Yahweh: This burden concerns the prince in Jerusalem, and all the house of Israel among whom they are. 12:11 Say, I am your sign: like as I have done, so shall it be done to them; they shall go into exile, into captivity. 12:12 The prince who is among them shall bear on his shoulder in the dark, and shall go forth: they shall dig through the wall to carry out thereby: he shall cover his face, because he shall not see the land with his eyes. 12:13 My net also will I spread on him, and he shall be taken in my snare; and I will bring him to Babylon to the land of the Chaldeans; yet shall he not see it, though he shall die there. 12:14 I will scatter toward every wind all who are around him to help him, and all his bands; and I will draw out the sword after them. 12:15 They shall know that I am Yahweh, when I shall disperse them among the nations, and scatter them through the countries. 12:16 But I will leave a few men of them from the sword, from the famine, and from the pestilence; that they may declare all their abominations among the nations where they come; and they shall know that I am Yahweh. 12:17 Moreover the word of Yahweh came to me, saying, 12:18 Son of man, eat your bread with quaking, and drink your water with trembling and with fearfulness; 12:19 and tell the people of the land, Thus says the Lord Yahweh concerning the inhabitants of Jerusalem, and the land of Israel: They shall eat their bread with fearfulness, and drink their water in dismay, that her land may be desolate, and all that is therein, because of the violence of all those who dwell therein. 12:20 The cities that are inhabited shall be laid waste, and the land shall be a desolation; and you shall know that I am Yahweh. 12:21 The word of Yahweh came to me, saying, 12:22 Son of man, what is this proverb that you have in the land of Israel, saying, The days are prolonged, and every vision fails? 12:23 Tell them therefore, Thus says the Lord Yahweh: I will make this proverb to cease, and they shall no more use it as a proverb in Israel; but tell them, The days are at hand, and the fulfillment of every vision. 12:24 For there shall be no more any false vision nor flattering divination within the house of Israel. 12:25 For I am Yahweh; I will speak, and the word that I shall speak shall be performed; it shall be no more deferred: for in your days, rebellious house, will I speak the word, and will perform it, says the Lord Yahweh. 12:26 Again the word of Yahweh came to me, saying, 12:27 Son of man, behold, they of the house of Israel say, The vision that he sees is for many day to come, and he prophesies of times that are far off. 12:28 Therefore tell them, Thus says the Lord Yahweh: None of my words shall be deferred any more, but the word which I shall speak shall be performed, says the Lord Yahweh. | | Chapitre 12 1 La parole de l'Éternel me fut adressée, en ces mots: 2 Fils de l'homme, tu habites au milieu d'une famille de rebelles, qui ont des yeux pour voir et qui ne voient point, des oreilles pour entendre et qui n'entendent point; car c'est une famille de rebelles. 3 Et toi, fils de l'homme, prépare tes effets de voyage, et pars de jour, sous leurs yeux! Pars, en leur présence, du lieu où tu es pour un autre lieu: peut-être verront-ils qu'ils sont une famille de rebelles. 4 Sors tes effets comme des effets de voyage, de jour sous leurs yeux; et toi, pars le soir, en leur présence, comme partent des exilés. 5 Sous leurs yeux, tu perceras la muraille, et tu sortiras tes effets par là. 6 Sous leurs yeux, tu les mettras sur ton épaule, tu les sortiras pendant l'obscurité, tu te couvriras le visage, et tu ne regarderas pas la terre; car je veux que tu sois un signe pour la maison d'Israël. 7 Je fis ce qui m'avait été ordonné: je sortis de jour mes effets comme des effets de voyage, le soir je perçai la muraille avec la main, et je les sortis pendant l'obscurité et les mis sur mon épaule, en leur présence. 8 Le matin, la parole de l'Éternel me fut adressée, en ces mots: 9 Fils de l'homme, la maison d'Israël, cette famille de rebelles ne t'a-t-elle pas dit: Que fais-tu? 10 Dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l'Éternel: Cet oracle concerne le prince qui est à Jérusalem, et toute la maison d'Israël qui s'y trouve. 11 Dis: Je suis pour vous un signe. Ce que j'ai fait, c'est ce qui leur sera fait: Ils iront en exil, en captivité. 12 Le prince qui est au milieu d'eux Mettra son bagage sur l'épaule pendant l'obscurité et partira; On percera la muraille pour le faire sortir; Il se couvrira le visage, Pour que ses yeux ne regardent pas la terre. 13 J'étendrai mon rets sur lui, Et il sera pris dans mon filet; Je l'emmènerai à Babylone, dans le pays des Chaldéens; Mais il ne le verra pas, et il y mourra. 14 Tous ceux qui l'entourent et lui sont en aide, Et toutes ses troupes, je les disperserai à tous les vents, Et je tirerai l'épée derrière eux. 15 Et ils sauront que je suis l'Éternel, Quand je les répandrai parmi les nations, Quand je les disperserai en divers pays. 16 Mais je laisserai d'eux quelques hommes Qui échapperont à l'épée, à la famine et à la peste, Afin qu'ils racontent toutes leurs abominations Parmi les nations où ils iront. Et ils sauront que je suis l'Éternel. 17 La parole de l'Éternel me fut adressée, en ces mots: 18 Fils de l'homme, tu mangeras ton pain avec tremblement, Tu boiras ton eau avec inquiétude et angoisse. 19 Dis au peuple du pays: Ainsi parle le Seigneur, l'Éternel, Sur les habitants de Jérusalem dans la terre d'Israël! Ils mangeront leur pain avec angoisse, Et ils boiront leur eau avec épouvante; Car leur pays sera dépouillé de tout ce qu'il contient, A cause de la violence de tous ceux qui l'habitent. 20 Les villes peuplées seront détruites, Et le pays sera ravagé. Et vous saurez que je suis l'Éternel. 21 La parole de l'Éternel me fut adressée, en ces mots: 22 Fils de l'homme, que signifient ces discours moqueurs Que vous tenez dans le pays d'Israël: Les jours se prolongent, Et toutes les visions restent sans effet? 23 C'est pourquoi dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l'Éternel: Je ferai cesser ces discours moqueurs; On ne les tiendra plus en Israël. Dis-leur, au contraire: Les jours approchent, Et toutes les visions s'accompliront. 24 Car il n'y aura plus de visions vaines, Ni d'oracles trompeurs, Au milieu de la maison d'Israël. 25 Car moi, l'Éternel, je parlerai; Ce que je dirai s'accomplira, Et ne sera plus différé; Oui, de vos jours, famille de rebelles, Je prononcerai une parole et je l'accomplirai, Dit le Seigneur, l'Éternel. 26 La parole de l'Éternel me fut adressée, en ces mots: 27 Fils de l'homme, voici, la maison d'Israël dit: Les visions qu'il a ne sont pas près de s'accomplir; Il prophétise pour des temps éloignés. 28 C'est pourquoi dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l'Éternel: Il n'y aura plus de délai dans l'accomplissement de mes paroles; La parole que je prononcerai s'accomplira, Dit le Seigneur, l'Éternel. | |