T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 10

1 Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina. 2 Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanandratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany? 3 Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.

Chapitre 10

10:1 King Ahasuerus laid a tribute on the land, and on the islands of the sea. 10:2 All the acts of his power and of his might, and the full account of the greatness of Mordecai, to which the king advanced him, aren’t they written in the book of the chronicles of the kings of Media and Persia? 10:3 For Mordecai the Jew was next to King Ahasuerus, and great among the Jews, and accepted by the multitude of his brothers, seeking the good of his people, and speaking peace to all his descendants.

 

 

Chapitre 10

1 Le roi Assuérus imposa un tribut au pays et aux îles de la mer. 2 Tous les faits concernant sa puissance et ses exploits, et les détails sur la grandeur à laquelle le roi éleva Mardochée, ne sont-ils pas écrits dans le livre des Chroniques des rois des Mèdes et des Perses? 3 Car le Juif Mardochée était le premier après le roi Assuérus; considéré parmi les Juifs et aimé de la multitude de ses frères, il rechercha le bien de son peuple et parla pour le bonheur de toute sa race.