| Chapitre 1 1
[Fiarahabana nataon'i Paoly, sy fiderany an'Andriamanitra noho ny soa
avy amin'ny avotra nataon'i Kristy] Paoly, Apostolin'i Kristy Jesosy
noho ny sitrapon'Andriamanitra, mamangy ny olona masina any Efesosy,
izay mahatoky* ao amin'i Kristy Jesosy: [* Na: mino an'] 2 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. 3
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay
nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any
an-danitra, 4
araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary ny
fanorenan'izao tontolo izao, mba ho masina sady tsy misy tsiny eo
anatrehany isika, 5
rehefa notendreny rahateo amin'ny fitiavana isika mba ho Azy* amin'ny
fananganan'anaka amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka izay
ankasitrahan'ny fony, [* Na: amin'ny fitiavana, rehefa notendreny
rahateo ho Azy isika] 6 ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin'ny Malala. 7 Izy no ananantsika fanavotana amin'ny ràny, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren'ny fahasoavany, 8 izay nataony be ho antsika tamin'ny fahendrena sy ny fisainana rehetra, 9 rehefa nampahafantariny ny zava-miafina ny amin'ny sitrapony isika, araka ny safidiny izay nokasain'ny tenany, 10
hahatanterahany ny fitondrana hatao mandra-pahatapitry ny andro
voatendry, hanangonany* ny zavatra rehetra ho iray ao amin'i Kristy, na
ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, dia ho ao aminy; [* Na:
hanangonany indray] 11
ao aminy koa no nanaovana antsika ho lovany*, rehefa notendrena rahateo
isika araka ny fikasan'izay mahefa ny zavatra rehetra araka ny
ankasitrahan'ny fony, [* Na: no nandraisantsika ny lova] 12 mba ho fiderana ny voninahiny izahay, izay nanantena an'i Kristy rahateo. 13
Ao aminy koa ianareo, rehefa renareo ny tenin'ny fahamarinana, dia ny
filazantsara famonjena anareo,- eny, ao aminy koa ianareo, rehefa nino,
no nasiana tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina araka ny teny fikasana. 14
Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin'ny fanavotana ny
olona izay nahiny ho an'ny tenany, ho fiderana ny voninahiny. 15
[Fivavahana ho an'ny Kristiana tao Efesosy mba handrosoany hahalala ny
hatsaran'ny famonjena, sy fampahatsiarovana azy ny halehiben'ny
fitiavan'Andriamanitra] Ary noho izany izaho koa, rehefa nandre ny
finoanareo an'i Jesosy Tompo izay hitan*'ny olona masina rehetra, [* Na:
(ny finoanareo an'i Jesosy Tompo sy ny fitiavanareo)] 16 dia tsy mitsahatra misaotra noho ny aminareo ka mahatsiaro anareo amin'ny fivavahako, 17
mba homen'Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny
voninahitra, ho anareo ny fanahin'ny fahendrena sy ny fanambarana
amin'ny fahalalana Azy tsara, 18
ary mba hampahiratina ny mason'ny sainareo, mba ho fantatrareo izay
fanantenana avy amin'ny fiantsoany sy izay haren'ny voninahitry ny
lovany eo amin'ny olona masina, 19 ary ny fihoaran'ny halehiben'ny heriny ho antsika izay mino, araka ny fiàsan'ny herin'ny faherezany, 20
izay nataony tao amin'i Kristy tamin'ny nananganany Azy tamin'ny maty
sy ny nampitoerany Azy eo amin'ny tànany ankavanana any an-danitra, 21
ambony lavitra noho ny fanapahana rehetra sy ny fahefana sy ny hery sy
ny fanjakana ary ny anarana rehetra izay tononina, tsy amin'izao
fiainana izao ihany, fa amin'ny ho avy koa, 22
dia nampanaiky ny zavatra rehetra ho eo ambanin'ny tongony Izy ka nanao
Azy ho Lohany manapaka ny zavatra rehetra ho an'ny fiangonana*, [* Gr.
eklesia] 23 izay tenany, dia ny fahafenoan'izay mameno izao zavatra rehetra izao amin'ny rehetra.
| | Chapitre 1 1:1
Paul, an apostle of Christ Jesus through the will of God,to the saints
who are at Ephesus, and the faithful in Christ Jesus: 1:2 Grace to you
and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ. 1:3
Blessed be the God and Father of our Lord Jesus Christ, who has blessed
us with every spiritual blessing in the heavenly places in Christ; 1:4
even as he chose us in him before the foundation of the world, that we
would be holy and without blemish before him in love; 1:5 having
predestined us for adoption as children through Jesus Christ to himself,
according to the good pleasure of his desire, 1:6 to the praise of the
glory of his grace, by which he freely bestowed favor on us in the
Beloved, 1:7 in whom we have our redemption through his blood, the
forgiveness of our trespasses, according to the riches of his grace, 1:8
which he made to abound toward us in all wisdom and prudence, 1:9
making known to us the mystery of his will, according to his good
pleasure which he purposed in him 1:10 to an administration of the
fullness of the times, to sum up all things in Christ, the things in the
heavens, and the things on the earth, in him; 1:11 in whom also we were
assigned an inheritance, having been foreordained according to the
purpose of him who works all things after the counsel of his will; 1:12
to the end that we should be to the praise of his glory, we who had
before hoped in Christ: 1:13 in whom you also, having heard the word of
the truth, the Good News of your salvation—in whom, having also
believed, you were sealed with the Holy Spirit of promise, 1:14 who is a
pledge of our inheritance, to the redemption of God’s own possession,
to the praise of his glory. 1:15 For this cause I also, having heard of
the faith in the Lord Jesus which is among you, and the love which you
have toward all the saints, 1:16 don’t cease to give thanks for you,
making mention of you in my prayers, 1:17 that the God of our Lord Jesus
Christ, the Father of glory, may give to you a spirit of wisdom and
revelation in the knowledge of him; 1:18 having the eyes of your hearts
enlightened, that you may know what is the hope of his calling, and what
are the riches of the glory of his inheritance in the saints, 1:19 and
what is the exceeding greatness of his power toward us who believe,
according to that working of the strength of his might 1:20 which he
worked in Christ, when he raised him from the dead, and made him to sit
at his right hand in the heavenly places, 1:21 far above all rule, and
authority, and power, and dominion, and every name that is named, not
only in this age, but also in that which is to come. 1:22 He put all
things in subjection under his feet, and gave him to be head over all
things for the assembly, 1:23 which is his body, the fullness of him who
fills all in all.
| | Chapitre 1 1
Paul, apôtre de Jésus-Christ par la volonté de Dieu, aux saints qui
sont à Éphèse et aux fidèles en Jésus-Christ: 2 Que la grâce et la paix
vous soient données de la part de Dieu notre Père et du Seigneur
Jésus-Christ! 3 Béni soit Dieu, le Père de notre Seigneur Jésus-Christ,
qui nous a bénis de toutes sortes de bénédictions spirituelles dans les
lieux célestes en Christ! 4 En lui Dieu nous a élus avant la fondation
du monde, pour que nous soyons saints et irrépréhensibles devant lui, 5
nous ayant prédestinés dans son amour à être ses enfants d'adoption par
Jésus-Christ, selon le bon plaisir de sa volonté, 6 à la louange de la
gloire de sa grâce qu'il nous a accordée en son bien-aimé. 7 En lui nous
avons la rédemption par son sang, la rémission des péchés, selon la
richesse de sa grâce, 8 que Dieu a répandue abondamment sur nous par
toute espèce de sagesse et d'intelligence, 9 nous faisant connaître le
mystère de sa volonté, selon le bienveillant dessein qu'il avait formé
en lui-même, 10 pour le mettre à exécution lorsque les temps seraient
accomplis, de réunir toutes choses en Christ, celles qui sont dans les
cieux et celles qui sont sur la terre. 11 En lui nous sommes aussi
devenus héritiers, ayant été prédestinés suivant la résolution de celui
qui opère toutes choses d'après le conseil de sa volonté, 12 afin que
nous servions à la louange de sa gloire, nous qui d'avance avons espéré
en Christ. 13 En lui vous aussi, après avoir entendu la parole de la
vérité, l'Évangile de votre salut, en lui vous avez cru et vous avez été
scellés du Saint-Esprit qui avait été promis, 14 lequel est un gage de
notre héritage, pour la rédemption de ceux que Dieu s'est acquis, à la
louange de sa gloire. 15 C'est pourquoi moi aussi, ayant entendu parler
de votre foi au Seigneur Jésus et de votre charité pour tous les saints,
16 je ne cesse de rendre grâces pour vous, faisant mention de vous dans
mes prières, 17 afin que le Dieu de notre Seigneur Jésus-Christ, le
Père de gloire, vous donne un esprit de sagesse et de révélation, dans
sa connaissance, 18 et qu'il illumine les yeux de votre coeur, pour que
vous sachiez quelle est l'espérance qui s'attache à son appel, quelle
est la richesse de la gloire de son héritage qu'il réserve aux saints,
19 et quelle est envers nous qui croyons l'infinie grandeur de sa
puissance, se manifestant avec efficacité par la vertu de sa force. 20
Il l'a déployée en Christ, en le ressuscitant des morts, et en le
faisant asseoir à sa droite dans les lieux célestes, 21 au-dessus de
toute domination, de toute autorité, de toute puissance, de toute
dignité, et de tout nom qui se peut nommer, non seulement dans le siècle
présent, mais encore dans le siècle à venir. 22 Il a tout mis sous ses
pieds, et il l'a donné pour chef suprême à l'Église, 23 qui est son
corps, la plénitude de celui qui remplit tout en tous.
| |