T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 17

1 [Ny niandohan'ny nanjakan'i Josafata, sy ny fahazotoany hampandroso ny fivavahana tamin'i Jehovah, ary ny nanambinana azy] Ary Josafata, zanak'i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hiaro tena tamin'ny Isiraely izy.

2 Ary namponina miaramila tamin'ny tanàna mimanda rehetra eran'i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin'ny tany Joda sy tany amin'izay tanànan'ny Efraima efa azon'i Asa rainy.

3 Ary Jehovah nomba an'i Josafata, satria nandeha tamin'ny nalehan'i Davida rainy izy, dia ilay tamin'ny voalohany, fa tsy mba nitady ireo Bala;

4 fa Jehovah, Andriamanitry ny rainy, kosa no notadiaviny, ary araka ny didiny no nalehany, fa tsy mba araka ny fanaon'ny Isiraely.

5 Koa dia nampitoerin'i Jehovah teo an-tànany ny fanjakana; ary ny Joda rehetra nitondra fanomezana ho an'i Josafata, ka dia nanana harena sy voninahitra be izy.

6 Ary ny fony nihanatoky tamin'ny lalan'i Jehovah. dia noravany tsy ho eo amin'ny Joda ny fitoerana avo sy ny Aseraha.

7 Ary tamin'ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin'ny tanànan'ny Joda,

8 Ary nisy Levita koa niaraka tamin'ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin'i Elisama sy Jorama, mpisorona.

9 Ary nampianatra tany Joda izy ireo, ka nentiny ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, dia nitety ny tanànan'ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin'ny olona.

10 Ary ny tahotra an'i Jehovah nahazo ny fanjakana rehetra tamin'ny tany manodidina an'i Joda, ka dia tsy nisy niady tamin'i Josafata ireo.

11 Ary ny Filistina sasany nitondra fanomezana sy vola hetra ho an'i Josafata; ary ny Arabo koa nitondra ondry aman'osy, dia ondrilahy fiton-jato amby fito arivo sy osilahy fiton-jato amby fito arivo.

12 Ary Josafata nihanahery indrindra ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitehirizana tany Joda.

13 Ary nanana fananana betsaka tao amin'ny tanànan'ny Joda koa sy miaramila, lehilahy mahery, tany Jerosalema izy.

14 Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin'ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy;

15 ary nanarakaraka azy dia Johanana komandy, ary ny fehiny dia valo alina amby roa hetsy;

16 ary nanarakaraka azy indray dia Amasia, zanak'i Zikry, ilay nanolotena ho an'i Jehovah, ary ny fehiny dia lehilahy mahery roa hetsy.

17 Ary tamin'ny Benjamina dia Eliada, lehilahy mahery, ary ny fehiny dia lehilahy roa hetsy mitondra tsipìka sy ampinga;

18 ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady.

19 Ireo no mpitoetra tamin'ny mpanjaka, afa-tsy izay nampitoerin'ny mpanjaka tany amin'ny tanàna mimanda eran'i Joda rehetra.

 

Chapitre 17

17:1 Jehoshaphat his son reigned in his place, and strengthened himself against Israel. 17:2 He placed forces in all the fortified cities of Judah, and set garrisons in the land of Judah, and in the cities of Ephraim, which Asa his father had taken. 17:3 Yahweh was with Jehoshaphat, because he walked in the first ways of his father David, and didn’t seek the Baals, 17:4 but sought to the God of his father, and walked in his commandments, and not after the doings of Israel. 17:5 Therefore Yahweh established the kingdom in his hand; and all Judah brought to Jehoshaphat tribute; and he had riches and honor in abundance. 17:6 His heart was lifted up in the ways of Yahweh: and furthermore he took away the high places and the Asherim out of Judah. 17:7 Also in the third year of his reign he sent his princes, even Ben Hail, and Obadiah, and Zechariah, and Nethanel, and Micaiah, to teach in the cities of Judah; 17:8 and with them the Levites, even Shemaiah, and Nethaniah, and Zebadiah, and Asahel, and Shemiramoth, and Jehonathan, and Adonijah, and Tobijah, and Tobadonijah, the Levites; and with them Elishama and Jehoram, the priests. 17:9 They taught in Judah, having the book of the law of Yahweh with them; and they went about throughout all the cities of Judah, and taught among the people. 17:10 The fear of Yahweh fell on all the kingdoms of the lands that were around Judah, so that they made no war against Jehoshaphat. 17:11 Some of the Philistines brought Jehoshaphat presents, and silver for tribute; the Arabians also brought him flocks, seven thousand and seven hundred rams, and seven thousand and seven hundred male goats. 17:12 Jehoshaphat grew great exceedingly; and he built in Judah castles and cities of store. 17:13 He had many works in the cities of Judah; and men of war, mighty men of valor, in Jerusalem. 17:14 This was the numbering of them according to their fathers’ houses: Of Judah, the captains of thousands: Adnah the captain, and with him mighty men of valor three hundred thousand; 17:15 and next to him Jehohanan the captain, and with him two hundred eighty thousand; 17:16 and next to him Amasiah the son of Zichri, who willingly offered himself to Yahweh; and with him two hundred thousand mighty men of valor. 17:17 Of Benjamin: Eliada a mighty man of valor, and with him two hundred thousand armed with bow and shield; 17:18 and next to him Jehozabad and with him one hundred eighty thousand ready prepared for war. 17:19 These were those who waited on the king, besides those whom the king put in the fortified cities throughout all Judah.

 

Chapitre 17
1 Josaphat, son fils, régna à sa place. (17:2) Il se fortifia contre Israël: 2 il mit des troupes dans toutes les villes fortes de Juda, et des garnisons dans le pays de Juda et dans les villes d'Éphraïm dont Asa, son père, s'était emparé. 3 L'Éternel fut avec Josaphat, parce qu'il marcha dans les premières voies de David, son père, et qu'il ne rechercha point les Baals; 4 car il eut recours au Dieu de son père, et il suivit ses commandements, sans imiter ce que faisait Israël. 5 L'Éternel affermit la royauté entre les mains de Josaphat, à qui tout Juda apportait des présents, et qui eut en abondance des richesses et de la gloire. 6 Son coeur grandit dans les voies de l'Éternel, et il fit encore disparaître de Juda les hauts lieux et les idoles. 7 La troisième année de son règne, il chargea ses chefs Ben-Haïl, Abdias, Zacharie, Nethaneel et Michée, d'aller enseigner dans les villes de Juda. 8 Il envoya avec eux les Lévites Schemaeja, Nethania, Zebadia, Asaël, Schemiramoth, Jonathan, Adonija, Tobija et Tob-Adonija, Lévites, et les sacrificateurs Élischama et Joram. 9 Ils enseignèrent dans Juda, ayant avec eux le livre de la loi de l'Éternel. Ils parcoururent toutes les villes de Juda, et ils enseignèrent parmi le peuple. 10 La terreur de l'Éternel s'empara de tous les royaumes des pays qui environnaient Juda, et ils ne firent point la guerre à Josaphat. 11 Des Philistins apportèrent à Josaphat des présents et un tribut en argent; et les Arabes lui amenèrent aussi du bétail, sept mille sept cents béliers et sept mille sept cents boucs. 12 Josaphat s'élevait au plus haut degré de grandeur. Il bâtit en Juda des châteaux et des villes pour servir de magasins. 13 Il fit exécuter beaucoup de travaux dans les villes de Juda, et il avait à Jérusalem de vaillants hommes pour soldats. 14 Voici leur dénombrement, selon les maisons de leurs pères. De Juda, chefs de milliers: Adna, le chef, avec trois cent mille vaillants hommes; 15 et à ses côtés, Jochanan, le chef, avec deux cent quatre-vingt mille hommes; 16 et à ses côtés, Amasia, fils de Zicri, qui s'était volontairement consacré à l'Éternel, avec deux cent mille vaillants hommes. 17 De Benjamin: Éliada, vaillant homme, avec deux cent mille hommes armés de l'arc et du bouclier, 18 et à ses côtés, Zozabad, avec cent quatre-vingt mille hommes armés pour la guerre. 19 Tels sont ceux qui étaient au service du roi, outre ceux que le roi avait placés dans toutes les villes fortes de Juda.