| Chapitre 8 1 [Ny amin'ny taranak'i Benjamina sy ny firazanan'i Saoly] Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, 2 sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy. 3 Ary ny zanakalahin'i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda 4 sy Abisoa sy Namana sy Ahoa 5 sy Gera sy Sefofana ary Horama. 6 Ary izao no zanakalahin'i Ehoda (izao no lohan'ny fianakavian'ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata, 7 Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an'i Oza sy Ahihoda izy. 8 Ary Saharaima niteraka tao amin'ny tany Moaba taorian'ny nisaorany an'i Hosima sy Bara vadiny. 9 Ary Hodesy vadiny no niterahany an'i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama 10 sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy. 11 Ary Hosima no niterahany an'i Abitoba sy Elpala. 12 Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; 13 Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; 14 ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota 15 sy Zebadia sy Arada sy Adera 16 sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin'i Beria ireo), 17 ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera 18 sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin'i Elpala ireo), 19 ary Jakima sy Zikry sy Zabdy 20 sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala 21 sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin'i Simey ireo), 22 ary Jispana sy Hebera sy Eliala 23 sy Abdona sy Zikry sy Hanana 24 sy Hanania sy Elama sy Antotia 25 sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin'i Sasaka ireo), 26 ary Samseray sy Seharia sy Atalia 27 sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin'i Jerohama ireo). 28 Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. 29 Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka, 30 ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, 31 dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera. 32 Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. 33 Ary Nera niteraka an'i Kisy; ary Kisy niteraka an'i Saoly; ary Saoly niteraka an'i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. 34 Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an'i Mika. 35 Ary ny zanakalahin'i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. 36 Ary Ahaza niteraka an'i Joada; ary Joada niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza; 37 ary Moza niteraka an'i Binea; Rafa no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Rafa, Azela no zanakalahin'i Elasa 38 Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela. 39 Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. 40 Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina. | | Chapitre 8 8:1 Benjamin became the father of Bela his firstborn, Ashbel the second, and Aharah the third, 8:2 Nohah the fourth, and Rapha the fifth. 8:3 Bela had sons: Addar, and Gera, and Abihud, 8:4 and Abishua, and Naaman, and Ahoah, 8:5 and Gera, and Shephuphan, and Huram. 8:6 These are the sons of Ehud: these are the heads of fathers’ households of the inhabitants of Geba, and they carried them captive to Manahath: 8:7 and Naaman, and Ahijah, and Gera, he carried them captive: and he became the father of Uzza and Ahihud. 8:8 Shaharaim became the father of children in the field of Moab, after he had sent them away; Hushim and Baara were his wives. 8:9 He became the father of Hodesh his wife, Jobab, and Zibia, and Mesha, and Malcam, 8:10 and Jeuz, and Shachia, and Mirmah. These were his sons, heads of fathers’ households. 8:11 Of Hushim he became the father of Abitub and Elpaal. 8:12 The sons of Elpaal: Eber, and Misham, and Shemed, who built Ono and Lod, with its towns; 8:13 and Beriah, and Shema, who were heads of fathers’ households of the inhabitants of Aijalon, who put to flight the inhabitants of Gath; 8:14 and Ahio, Shashak, and Jeremoth, 8:15 and Zebadiah, and Arad, and Eder, 8:16 and Michael, and Ishpah, and Joha, the sons of Beriah, 8:17 and Zebadiah, and Meshullam, and Hizki, and Heber, 8:18 and Ishmerai, and Izliah, and Jobab, the sons of Elpaal, 8:19 and Jakim, and Zichri, and Zabdi, 8:20 and Elienai, and Zillethai, and Eliel, 8:21 and Adaiah, and Beraiah, and Shimrath, the sons of Shimei, 8:22 and Ishpan, and Eber, and Eliel, 8:23 and Abdon, and Zichri, and Hanan, 8:24 and Hananiah, and Elam, and Anthothijah, 8:25 and Iphdeiah, and Penuel, the sons of Shashak, 8:26 and Shamsherai, and Shehariah, and Athaliah, 8:27 and Jaareshiah, and Elijah, and Zichri, the sons of Jeroham. 8:28 These were heads of fathers’ households throughout their generations, chief men: these lived in Jerusalem. 8:29 In Gibeon there lived the father of Gibeon, whose wife’s name was Maacah; 8:30 and his firstborn son Abdon, and Zur, and Kish, and Baal, and Nadab, 8:31 and Gedor, and Ahio, and Zecher. 8:32 Mikloth became the father of Shimeah. They also lived with their brothers in Jerusalem, over against their brothers. 8:33 Ner became the father of Kish; and Kish became the father of Saul; and Saul became the father of Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. 8:34 The son of Jonathan was Merib Baal; and Merib Baal became the father of Micah. 8:35 The sons of Micah: Pithon, and Melech, and Tarea, and Ahaz. 8:36 Ahaz became the father of Jehoaddah; and Jehoaddah became the father of Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri became the father of Moza. 8:37 Moza became the father of Binea; Raphah was his son, Eleasah his son, Azel his son. 8:38 Azel had six sons, whose names are these: Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel. 8:39 The sons of Eshek his brother: Ulam his firstborn, Jeush the second, and Eliphelet the third. 8:40 The sons of Ulam were mighty men of valor, archers, and had many sons, and sons’ sons, one hundred fifty. All these were of the sons of Benjamin. | | Chapitre 8 1 Benjamin engendra Béla, son premier-né, Aschbel le second, Achrach le troisième, 2 Nocha le quatrième, et Rapha le cinquième. 3 Les fils de Béla furent: Addar, Guéra, Abihud, 4 Abischua, Naaman, Achoach, 5 Guéra, Schephuphan et Huram. 6 Voici les fils d'Échud, qui étaient chefs de famille parmi les habitants de Guéba, et qui les transportèrent à Manachath: 7 Naaman, Achija et Guéra. Guéra, qui les transporta, engendra Uzza et Achichud. 8 Schacharaïm eut des enfants au pays de Moab, après qu'il eut renvoyé Huschim et Baara, ses femmes. 9 Il eut de Hodesch, sa femme: Jobab, Tsibja, Méscha, Malcam, 10 Jeuts, Schocja et Mirma. Ce sont là ses fils, chefs de famille. 11 Il eut de Huschim: Abithub et Elpaal. 12 Fils d'Elpaal: Éber, Mischeam, et Schémer, qui bâtit Ono, Lod et les villes de son ressort. 13 Beria et Schéma, qui étaient chefs de famille parmi les habitants d'Ajalon, mirent en fuite les habitants de Gath. 14 Achjo, Schaschak, Jerémoth, 15 Zebadja, Arad, Éder, 16 Micaël, Jischpha et Jocha étaient fils de Beria. - 17 Zebadja, Meschullam, Hizki, Héber, 18 Jischmeraï, Jizlia et Jobab étaient fils d'Elpaal. - 19 Jakim, Zicri, Zabdi, 20 Éliénaï, Tsilthaï, Éliel, 21 Adaja, Beraja et Schimrath étaient fils de Schimeï. - 22 Jischpan, Éber, Éliel, 23 Abdon, Zicri, Hanan, 24 Hanania, Élam, Anthothija, 25 Jiphdeja et Penuel étaient fils de Schaschak. - 26 Schamscheraï, Schecharia, Athalia, 27 Jaaréschia, Élija et Zicri étaient fils de Jerocham. - 28 Ce sont là des chefs de famille, chefs selon leurs générations. Ils habitaient à Jérusalem. 29 Le père de Gabaon habitait à Gabaon, et le nom de sa femme était Maaca. 30 Abdon, son fils premier-né, puis Tsur, Kis, Baal, Nadab, 31 Guedor, Achjo, et Zéker. 32 Mikloth engendra Schimea. Ils habitaient aussi à Jérusalem près de leurs frères, avec leurs frères. - 33 Ner engendra Kis; Kis engendra Saül; Saül engendra Jonathan, Malki-Schua, Abinadab et Eschbaal. 34 Fils de Jonathan: Merib-Baal. Merib-Baal engendra Michée. 35 Fils de Michée: Pithon, Mélec, Thaeréa et Achaz. 36 Achaz engendra Jehoadda; Jehoadda engendra Alémeth, Azmaveth et Zimri; Zimri engendra Motsa; 37 Motsa engendra Binea. Rapha, son fils; Éleasa, son fils; Atsel, son fils; 38 Atsel eut six fils, dont voici les noms: Azrikam, Bocru, Ismaël, Schearia, Abdias et Hanan. Tous ceux-là étaient fils d'Atsel. - 39 Fils d'Éschek, son frère: Ulam, son premier-né, Jeusch le second, et Éliphéleth le troisième. 40 Les fils d'Ulam furent de vaillants hommes, tirant de l'arc; et ils eurent beaucoup de fils et de petits-fils, cent cinquante. Tous ceux-là sont des fils de Benjamin. | |