| Chapitre 6 1 Ny zanakalahin'i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary. 2 Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona: Libny sy Semey. 3 Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela. 4 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon'ny Levita araka ny rainy: 5 Avy amin'i Gersona: Libny no zanak'i Gersona, Jahata no zanak'i Libny, Zima no zanak'i Jahata, 6 Joa no zanak'i Zima, Ido no zanak'i Joa, Zera no zanak'Ido, Jeateray zanak'i Zera. 7 Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora, 8 Elkana no zanakalahin'i Asira, Ebiasafa no zanakalahin'i Elkana, Asira no zanakalahin'i Ebiasafa, 9 Tahata no zanakalahin'i Asira, Oriela no zanakalahin'i Tahata, Ozia no zanakalahin'i Oriela, ary Saoly no zanakalahin'i Ozia. 10 Ary ny zakalahin'i Elkana dia Amasay sy Ahimota. 11 Ny amin'i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin'i Zofay, 12 Eliaba no zanakalahin'i Nahata, Jerohama no zanakalahin'i Eliaba, Elkana no zanakalahin'i Jerohama. 13 Ary ny zanakalahin'i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia*.[Na: (Jozla sy Abia faralahy); izahao and 18 sy 1 Sam. viii.2] 14 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin'i Maly, Semey no zanakalahin'i Libny, Oza no zanakalahin'i Semey, 15 Simea no zanakalahin'i Oza, Hagia no zanakalahin'i Simea, Asaba no zanakalahin'i Hagia. 16 Ary izao no notendren'i Davida ho mpiventy hira tao amin'ny tranon'i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara, 17 ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin'ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon'i Solomona ny tranon'i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy, 18 dia izao no nanompo mbamin'ny zanany: Tamin'ny zanakalahin'ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Samoela, 19 zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Jerohama, zanakalahin'i Eliala, zanakalahin'i Toa. 20 zanakalahin'i Zofa, zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Mahata, zanakalahin'i Amasay, 21 zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Joela, zanakalahin'i Azaria, zanakalahin'i Zefania, 22 zanakalahin'i Tahata, zanakalahin'i Asira, zanakalahin'i Ebiasafa, zanakalahin'i Kora, 23 zanakalahin'i Jizara, zanakalahin'i Kehata, zanakalahin'i Levy, zanak'Isiraely. 24 Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea, 25 zanakalahin'i Mikaela, zanakalahin'i Beseia, zanakalahin'i Malkia, 26 zanakalahin'i Etny, zanakalahin'i Zera, zanakalahin'i Adaia, 27 zanakalahin'i Etana, zanakalahin'i Zima, zanakalahin'i Simey, 28 zanakalahin'i Jahata, zanakalahin'i Gersona, zanakalahin'i Levy. 29 Ary ny rahalahin'ireo kosa, dia ny zanakalahin'i Merary, nitsangana teo amin'ny ankaviany: Etana, zanakalahin'i Kisy, zanakalahin'i Abdia, zanakalahin'i Maloka, 30 zanakalahin'i Hasabia, zanakalahin'i Amazia, zanakalahin'i Hilkia, 31 zanakalahin'i Amzy, zanakalahin'i Bany, zanakalahin'i Samera, 32 zanakalahin'i Maly, zanakalahin'i Mosy, zanakalahin'i Merary, zanakalahin'i Levy. 33 Ary ny Levita rahalahin'ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin'ny tabernakelin'ny tranon'Andriamanitra. 34 Fa Arona sy ny zananilahy no nanatitra* teo ambonin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy teo ambonin'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, mba hanao ny raharaha rehetra ao amin'ny fitoerana masina indrindra sy hanao fanavotana ho an'ny Isiraely, araka izay rehetra nandidian'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra.[Heb. nandoro ho fofona] 35 Ary ny zanakalahin'i Arona dia Eleazara, ary Finehasa no zanakalahin'i Eleazara, Abisoa no zanakalahin'i Finehasa, 36 Boky no zanakalahin'i Abisoa, Ozy no zanakalahin'i Boky, Zerahia no zanakalahin'i Ozy, 37 Meraiota no zanakalahin'i Zerahia, Amaria no zanakalahin'i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin'i Amaria, 38 Zadoka no zanakalahin'i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin'i Zadoka. 39 Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin'ny zara-taniny avy, dia ny an'ny taranak'i Arona, avy amin'ny fokon'ny Kehatita; fa azy ny loka: 40 Nomeny azy Hebrona tao amin'ny tanin'ny Joda sy ny tany manodidina azy. 41 Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone. 42 Ary ny taranak'i Arona nomeny an'i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy 43 ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy 44 ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy; 45 ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin'ny folo no isan'ny tanànan'izy mianakavy rehetra. 46 Ary ny an'ny taranak'i Kehata sisa tamin'ny fokon'izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase. 47 Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana. 48 Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona. 49 Dia nomen'ny Zanak'i Isiraely ho an'ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy. 50 Ary nomeny tamin'ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ary ny firenena taranak'i Benjamina. 51 Fa ny sasany amin'ny fokon'ny taranak'i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin'ny firenen'i Efraima. 52 Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin'ny tany havoan'i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy 53 ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy 54 ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy; 55 ary ny avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa. 56 Ary ny an'ny taranak'i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase; 57 ary ny avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy 58 ary Ramota sy ny tany manodidina azy ary Anema sy ny tany manodidina azy; 59 ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy 60 ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy; 61 ary ny avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy. 62 Ary ny an'ny sisa, taranak'i Merary, dia avy tamin'ny firenen'i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy; 63 ary any an-dafin'i Jordana, tandrifin'i Jeriko, atsinanan'i Jordana, koa dia avy tamin'ny firenen'i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy 64 ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy; 65 ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy 66 ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy. | | Chapitre 6 6:1 The sons of Levi: Gershon, Kohath, and Merari. 6:2 The sons of Kohath: Amram, Izhar, and Hebron, and Uzziel. 6:3 The children of Amram: Aaron, and Moses, and Miriam. The sons of Aaron: Nadab, and Abihu, Eleazar, and Ithamar. 6:4 Eleazar became the father of Phinehas, Phinehas became the father of Abishua, 6:5 and Abishua became the father of Bukki, and Bukki became the father of Uzzi, 6:6 and Uzzi became the father of Zerahiah, and Zerahiah became the father of Meraioth, 6:7 Meraioth became the father of Amariah, and Amariah became the father of Ahitub, 6:8 and Ahitub became the father of Zadok, and Zadok became the father of Ahimaaz, 6:9 and Ahimaaz became the father of Azariah, and Azariah became the father of Johanan, 6:10 and Johanan became the father of Azariah, (he it is who executed the priest’s office in the house that Solomon built in Jerusalem), 6:11 and Azariah became the father of Amariah, and Amariah became the father of Ahitub, 6:12 and Ahitub became the father of Zadok, and Zadok became the father of Shallum, 6:13 and Shallum became the father of Hilkiah, and Hilkiah became the father of Azariah, 6:14 and Azariah became the father of Seraiah, and Seraiah became the father of Jehozadak; 6:15 Jehozadak went into captivity, when Yahweh carried away Judah and Jerusalem by the hand of Nebuchadnezzar. 6:16 The sons of Levi: Gershom, Kohath, and Merari. 6:17 These are the names of the sons of Gershom: Libni and Shimei. 6:18 The sons of Kohath were Amram, and Izhar, and Hebron, and Uzziel. 6:19 The sons of Merari: Mahli and Mushi. These are the families of the Levites according to their fathers’ households. 6:20 Of Gershom: Libni his son, Jahath his son, Zimmah his son, 6:21 Joah his son, Iddo his son, Zerah his son, Jeatherai his son. 6:22 The sons of Kohath: Amminadab his son, Korah his son, Assir his son, 6:23 Elkanah his son, and Ebiasaph his son, and Assir his son, 6:24 Tahath his son, Uriel his son, Uzziah his son, and Shaul his son. 6:25 The sons of Elkanah: Amasai, and Ahimoth. 6:26 As for Elkanah, the sons of Elkanah: Zophai his son, and Nahath his son, 6:27 Eliab his son, Jeroham his son, Elkanah his son. 6:28 The sons of Samuel: the firstborn Joel, and the second Abijah. 6:29 The sons of Merari: Mahli, Libni his son, Shimei his son, Uzzah his son, 6:30 Shimea his son, Haggiah his son, Asaiah his son. 6:31 These are they whom David set over the service of song in the house of Yahweh, after that the ark had rest. 6:32 They ministered with song before the tabernacle of the Tent of Meeting, until Solomon had built the house of Yahweh in Jerusalem: and they waited on their office according to their order. 6:33 These are those who waited, and their sons. Of the sons of the Kohathites: Heman the singer, the son of Joel, the son of Samuel, 6:34 the son of Elkanah, the son of Jeroham, the son of Eliel, the son of Toah, 6:35 the son of Zuph, the son of Elkanah, the son of Mahath, the son of Amasai, 6:36 the son of Elkanah, the son of Joel, the son of Azariah, the son of Zephaniah, 6:37 the son of Tahath, the son of Assir, the son of Ebiasaph, the son of Korah, 6:38 the son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, the son of Israel. 6:39 His brother Asaph, who stood on his right hand, even Asaph the son of Berechiah, the son of Shimea, 6:40 the son of Michael, the son of Baaseiah, the son of Malchijah, 6:41 the son of Ethni, the son of Zerah, the son of Adaiah, 6:42 the son of Ethan, the son of Zimmah, the son of Shimei, 6:43 the son of Jahath, the son of Gershom, the son of Levi. 6:44 On the left hand their brothers the sons of Merari: Ethan the son of Kishi, the son of Abdi, the son of Malluch, 6:45 the son of Hashabiah, the son of Amaziah, the son of Hilkiah, 6:46 the son of Amzi, the son of Bani, the son of Shemer, 6:47 the son of Mahli, the son of Mushi, the son of Merari, the son of Levi. 6:48 Their brothers the Levites were appointed for all the service of the tabernacle of God’s house. 6:49 But Aaron and his sons offered on the altar of burnt offering, and on the altar of incense, for all the work of the most holy place, and to make atonement for Israel, according to all that Moses the servant of God had commanded. 6:50 These are the sons of Aaron: Eleazar his son, Phinehas his son, Abishua his son, 6:51 Bukki his son, Uzzi his son, Zerahiah his son, 6:52 Meraioth his son, Amariah his son, Ahitub his son, 6:53 Zadok his son, Ahimaaz his son. 6:54 Now these are their dwelling places according to their encampments in their borders: to the sons of Aaron, of the families of the Kohathites (for theirs was the first lot), 6:55 to them they gave Hebron in the land of Judah, and its suburbs around it; 6:56 but the fields of the city, and its villages, they gave to Caleb the son of Jephunneh. 6:57 To the sons of Aaron they gave the cities of refuge, Hebron; Libnah also with its suburbs, and Jattir, and Eshtemoa with its suburbs, 6:58 and Hilen with its suburbs, Debir with its suburbs, 6:59 and Ashan with its suburbs, and Beth Shemesh with its suburbs; 6:60 and out of the tribe of Benjamin, Geba with its suburbs, and Allemeth with its suburbs, and Anathoth with its suburbs. All their cities throughout their families were thirteen cities. 6:61 To the rest of the sons of Kohath were given by lot, out of the family of the tribe, out of the half-tribe, the half of Manasseh, ten cities. 6:62 To the sons of Gershom, according to their families, out of the tribe of Issachar, and out of the tribe of Asher, and out of the tribe of Naphtali, and out of the tribe of Manasseh in Bashan, thirteen cities. 6:63 To the sons of Merari were given by lot, according to their families, out of the tribe of Reuben, and out of the tribe of Gad, and out of the tribe of Zebulun, twelve cities. 6:64 The children of Israel gave to the Levites the cities with their suburbs. 6:65 They gave by lot out of the tribe of the children of Judah, and out of the tribe of the children of Simeon, and out of the tribe of the children of Benjamin, these cities which are mentioned by name. 6:66 Some of the families of the sons of Kohath had cities of their borders out of the tribe of Ephraim. 6:67 They gave to them the cities of refuge, Shechem in the hill country of Ephraim with its suburbs; Gezer also with its suburbs, 6:68 and Jokmeam with its suburbs, and Beth Horon with its suburbs, 6:69 and Aijalon with its suburbs, and Gath Rimmon with its suburbs; 6:70 and out of the half-tribe of Manasseh, Aner with its suburbs, and Bileam with its suburbs, for the rest of the family of the sons of Kohath. 6:71 To the sons of Gershom were given, out of the family of the half-tribe of Manasseh, Golan in Bashan with its suburbs, and Ashtaroth with its suburbs; 6:72 and out of the tribe of Issachar, Kedesh with its suburbs, Daberath with its suburbs, 6:73 and Ramoth with its suburbs, and Anem with its suburbs; 6:74 and out of the tribe of Asher, Mashal with its suburbs, and Abdon with its suburbs, 6:75 and Hukok with its suburbs, and Rehob with its suburbs; 6:76 and out of the tribe of Naphtali, Kedesh in Galilee with its suburbs, and Hammon with its suburbs, and Kiriathaim with its suburbs. 6:77 To the rest of the Levites, the sons of Merari, were given, out of the tribe of Zebulun, Rimmono with its suburbs, Tabor with its suburbs; 6:78 and beyond the Jordan at Jericho, on the east side of the Jordan, were given them, out of the tribe of Reuben, Bezer in the wilderness with its suburbs, and Jahzah with its suburbs, 6:79 and Kedemoth with its suburbs, and Mephaath with its suburbs; 6:80 and out of the tribe of Gad, Ramoth in Gilead with its suburbs, and Mahanaim with its suburbs, 6:81 and Heshbon with its suburbs, and Jazer with its suburbs. | | Chapitre 6 1 Fils de Lévi: Guerschom, Kehath et Merari. 2 Fils de Kehath: Amram, Jitsehar, Hébron et Uziel. 3 Fils d'Amram: Aaron et Moïse; et Marie. Fils d'Aaron: Nadab, Abihu, Éléazar et Ithamar. 4 Éléazar engendra Phinées; Phinées engendra Abischua; 5 Abischua engendra Bukki; Bukki engendra Uzzi; 6 Uzzi engendra Zerachja; Zerachja engendra Merajoth; 7 Merajoth engendra Amaria; Amaria engendra Achithub; 8 Achithub engendra Tsadok; Tsadok engendra Achimaats; 9 Achimaats engendra Azaria; Azaria engendra Jochanan; 10 Jochanan engendra Azaria, qui exerça le sacerdoce dans la maison que Salomon bâtit à Jérusalem; 11 Azaria engendra Amaria; Amaria engendra Achithub; 12 Achithub engendra Tsadok; Tsadok engendra Schallum; 13 Schallum engendra Hilkija; Hilkija engendra Azaria; 14 et Azaria engendra Seraja; Seraja engendra Jehotsadak, 15 Jehotsadak s'en alla quand l'Éternel emmena en captivité Juda et Jérusalem par Nebucadnetsar. 16 Fils de Lévi: Guerschom, Kehath et Merari. 17 Voici les noms des fils de Guerschom: Libni et Schimeï. 18 Fils de Kehath: Amram, Jitsehar, Hébron et Uziel. 19 Fils de Merari: Machli et Muschi. -Ce sont là les familles de Lévi, selon leurs pères. 20 De Guerschom: Libni, son fils; Jachath, son fils; Zimma, son fils; 21 Joach, son fils; Iddo, son fils; Zérach, son fils; Jeathraï, son fils. 22 Fils de Kehath: Amminadab, son fils; Koré, son fils; Assir, son fils; 23 Elkana, son fils; Ebjasaph, son fils; Assir, son fils; 24 Thachath, son fils; Uriel, son fils; Ozias, son fils; Saül, son fils. 25 Fils d'Elkana: Amasaï et Achimoth; 26 Elkana, son fils; Elkana Tsophaï, son fils; Nachath, son fils; 27 Éliab, son fils; Jerocham, son fils; Elkana, son fils; 28 et les fils de Samuel, le premier-né Vaschni et Abija. 29 Fils de Merari: Machli; Libni, son fils; Schimeï, son fils; Uzza, son fils; 30 Schimea, son fils; Hagguija, son fils; Asaja, son fils. 31 Voici ceux que David établit pour la direction du chant dans la maison de l'Éternel, depuis que l'arche eut un lieu de repos: 32 ils remplirent les fonctions de chantres devant le tabernacle, devant la tente d'assignation, jusqu'à ce que Salomon eût bâti la maison de l'Éternel à Jérusalem, et ils faisaient leur service d'après la règle qui leur était prescrite. 33 Voici ceux qui officiaient avec leurs fils. -D'entre les fils des Kehathites: Héman, le chantre, fils de Joël, fils de Samuel, 34 fils d'Elkana, fils de Jerocham, fils d'Éliel, fils de Thoach, 35 fils de Tsuph, fils d'Elkana, fils de Machath, fils d'Amasaï, 36 fils d'Elkana, fils de Joël, fils d'Azaria, fils de Sophonie, 37 fils de Thachath, fils d'Assir, fils d'Ebjasaph, fils de Koré, 38 fils de Jitsehar, fils de Kehath, fils de Lévi, fils d'Israël. - 39 Son frère Asaph, qui se tenait à sa droite, Asaph, fils de Bérékia, fils de Schimea, 40 fils de Micaël, fils de Baaséja, fils de Malkija, 41 fils d'Ethni, fils de Zérach, fils d'Adaja, 42 fils d'Éthan, fils de Zimma, fils de Schimeï, 43 fils de Jachath, fils de Guerschom, fils de Lévi. - 44 Fils de Merari, leurs frères, à la gauche; Éthan, fils de Kischi, fils d'Abdi, fils de Malluc, 45 fils de Haschabia, fils d'Amatsia, fils de Hilkija, 46 fils d'Amtsi, fils de Bani, fils de Schémer, 47 fils de Machli, fils de Muschi, fils de Merari, fils de Lévi. 48 Leurs frères, les Lévites, étaient chargés de tout le service du tabernacle, de la maison de Dieu. 49 Aaron et ses fils offraient les sacrifices sur l'autel des holocaustes et l'encens sur l'autel des parfums, ils remplissaient toutes les fonctions dans le lieu très saint, et faisaient l'expiation pour Israël, selon tout ce qu'avait ordonné Moïse, serviteur de Dieu. 50 Voici les fils d'Aaron: Éléazar, son fils; Phinées, son fils: Abischua, son fils; 51 Bukki, son fils; Uzzi, son fils; Zerachja, son fils; 52 Merajoth, son fils; Amaria, son fils; Achithub, son fils; 53 Tsadok, son fils; Achimaats, son fils. 54 Voici leurs habitations, selon leurs enclos, dans les limites qui leur furent assignées. Aux fils d'Aaron de la famille des Kehathites, indiqués les premiers par le sort, 55 on donna Hébron, dans le pays de Juda, et la banlieue qui l'entoure; 56 mais le territoire de la ville et ses villages furent accordés à Caleb, fils de Jephunné. 57 Aux fils d'Aaron on donna la ville de refuge Hébron, Libna et sa banlieue, Jatthir, Eschthemoa et sa banlieue, 58 Hilen et sa banlieue, Debir et sa banlieue, 59 Aschan et sa banlieue, Beth-Schémesch et sa banlieue; 60 et de la tribu de Benjamin, Guéba et sa banlieue, Allémeth et sa banlieue, Anathoth et sa banlieue. Total de leurs villes: treize villes, d'après leurs familles. 61 Les autres fils de Kehath eurent par le sort dix villes des familles de la tribu d'Éphraïm, de la tribu de Dan et de la demi-tribu de Manassé. 62 Les fils de Guerschom, d'après leurs familles, eurent treize villes de la tribu d'Issacar, de la tribu d'Aser, de la tribu de Nephthali et de la tribu de Manassé en Basan. 63 Les fils de Merari, d'après leurs familles, eurent par le sort douze villes de la tribu de Ruben, de la tribu de Gad et de la tribu de Zabulon. 64 Les enfants d'Israël donnèrent aux Lévites les villes et leurs banlieues. 65 Ils donnèrent par le sort, de la tribu des fils de Juda, de la tribu des fils de Siméon et de la tribu des fils de Benjamin, ces villes qu'ils désignèrent nominativement. 66 Et pour les autres familles des fils de Kehath les villes de leur territoire furent de la tribu d'Éphraïm. 67 Ils leur donnèrent la ville de refuge Sichem et sa banlieue, dans la montagne d'Éphraïm, Guézer et sa banlieue, 68 Jokmeam et sa banlieue, Beth-Horon et sa banlieue, 69 Ajalon et sa banlieue, et Gath-Rimmon et sa banlieue; 70 et de la demi-tribu de Manassé, Aner et sa banlieue, et Bileam et sa banlieue, pour la famille des autres fils de Kehath. 71 On donna aux fils de Guerschom: de la famille de la demi-tribu de Manassé, Golan en Basan et sa banlieue, et Aschtaroth et sa banlieue; 72 de la tribu d'Issacar, Kédesch et sa banlieue, Dobrath et sa banlieue, 73 Ramoth et sa banlieue, et Anem et sa banlieue; 74 de la tribu d'Aser, Maschal et sa banlieue, Abdon et sa banlieue, 75 Hukok et sa banlieue, et Rehob et sa banlieue; 76 et de la tribu de Nephthali, Kédesch en Galilée et sa banlieue, Hammon et sa banlieue, et Kirjathaïm et sa banlieue. 77 On donna au reste des Lévites, aux fils de Merari: de la tribu de Zabulon, Rimmono et sa banlieue, et Thabor et sa banlieue; 78 et de l'autre côté du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho, à l'orient du Jourdain: de la tribu de Ruben, Betser au désert et sa banlieue, Jahtsa et sa banlieue, 79 Kedémoth et sa banlieue, et Méphaath et sa banlieue; 80 et de la tribu de Gad, Ramoth en Galaad et sa banlieue, Mahanaïm et sa banlieue, 81 Hesbon et sa banlieue, et Jaezer et sa banlieue. | |