T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 27

1 [Ny nandaminana ny miaramila] Ary ny amin'ny Zanak'Isiraely araka ny isany, dia ny lohan'ny fianakaviany sy ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ary ny mpifehy azy, izay nanompo ny mpanjaka tamin'izay raharahany rehetra isan-tokony, Izay nifandimby isam-bolana mandritra ny herintaona, dia efatra arivo amby roa alina avy no isan'ny isan-tokony.

2 Ny nifehy ny antokony voalohany, ho amin'ny volana voalohany, dia Jasobeama, zanak'i Zabdiela, ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina;

3 isan'ny taranak'i Fareza izy sady lohan'ny mpifehy rehetra tamin'ny miaramila amin'ny volana voalohany.

4 Ary ny nifehy ny antokony ho amin'ny volana faharoa dia Dodo Ahohita; Miklota andriandahy no isan'ny antokony; ary ny antokon'ny Ahohita dia efatra arivo amby roa alina.

5 Ny komandin'ny antokony fahatelo tamin'ny miaramila, ho amin'ny volana fahatelo, dia Benaia lohany, zanak'i Joiada mpisorona; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

6 Io no ilay Benaia, izay nahery sady ambony tamin'izy telo-polo lahy; Amizabada zanany no isan'ny antokony.

7 Ny fahefatra, ho amin'ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin'i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

8 Ny fahadimy, ho amin'ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

9 Ny fahenina, ho amin'ny volana fahenina, dia Ira, zanak'Ikesy Tekoita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

10 Ny fahafito, ho amin'ny volana fahafito, dia Heleza Pelonita, isan'ny taranak'i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

11 Ny fahavalo, ho amin'ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan'ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

12 Ny fahasivy, ho amin'ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, Isan'ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

13 Ny fahafolo, ho amin'ny volana fahafolo, dia Maharay Netofatita, isan'ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

14 Ny fahiraika ambin'ny folo, ho amin'ny volana fahiraika ambin'ny folo, dia Benaia Piratonita, isan'ny taranak'i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

15 Ny faharoa ambin'ny folo, ho amin'ny volana faharoa ambin'ny folo, dia Helday Netofatita, isan'ny taranak'i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

16 [Ny lohan'ny firenena roa ambin'ny folo] Ary izao no lohan ny firenen'Isiraely: Tamin'ny Robenita dia Eliezera, zanakalahin'i Zikry; tamin'ny Simeonita dia Sefatia, zanakalahin'i Maka;

17 tamin'ny Levita dia Hasabia, zanakalahin'i Kemoela; tamin'ny Aronita dia Zadoka;

18 tamin'ny Joda dia Eliho, izay isan'ny rahalahin'i Davida; tamin'ny Isakara dia Omry, zanakalahin'i Mikaela;

19 tamin'ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin'i Obadia; tamin'ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin'i Azriela;

20 tamin'ny taranak'i Efraima dia Hosea, zanakalahin'i Azazia; tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Joela, zanakalahin'i Pedaia;

21 tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin'i Zakaria; tamin'ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin'i Abnera;

22 tamin'ny Dana dia Azarela, zanakalahin'i Jerohama. Ireo no lohan'ny firenen'Isiraely.

23 Nefa tsy nanisa ny hatramin'ny roa-polo taona no ho midina Davida; fa Jehovah efa nilaza fa hampitombo ny Isiraely ho tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra Izy.

24 Joaba, zanak'i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin'ny Isiraely tamin'izany, ka dia tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'i Davida mpanjaka ny isany.

25 [Ny mpitandrina ny fananan'i Davida, sy ny mpanolo-tsaina azy] Ary ny tonian'ny rakitry ny mpanjaka dia Azmaveta, zanak'i Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin'ny tanàna, na tamin'ny vohitra, na tamin'ny tilikambo, dia Jonatana, zanak'i Ozia;

26 ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak'i Keloba;

27 ary ny tonian'ny tanim-boaloboka dia Simey Ramatita; ary ny tonian'ny divay tehirizina any amin'ny tanim-boaloboka dia Zebdy Sifmita;

28 ary ny tonian'ny hazo oliva sy ny aviavy eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka* dia Bala-hanana Gaderita; ary ny tonian'ny diloilo tehirizina dia Joasy;[Heb. Sefela]

29 ary ny tonian'ny omby nandrasana tany Sarôna dia Sitray Sarônita; ary ny tonian'ny omby tany an-dohasaha dia Safata, zanak'i Adlay;

30 ary ny tonian'ny rameva dia Obila Ismaelita; ary ny tonian'ny borikivavy dia Jedda Meronotita;

31 ary ny tonian'ny ondry aman'osy dia Jaziza Hagarita. Ireo rehetra ireo no tonian'ny fananan'i Davida mpanjaka.

32 Ary Jonatana, rahalahin-drain'i Davida, dia mpanolo-tsaina, lehilahy hendry sady be fahalalana izy; ary Jehiela, zanak'i Hakmony, dia teo amin'ny zanaky ny mpanjaka;

33 ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan'ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an'i Ahitofela dia Joiada, zanak'i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjaka dia Joaba.

Chapitre 27

27:1 Now the children of Israel after their number, the heads of fathers’ households and the captains of thousands and of hundreds, and their officers who served the king, in any matter of the divisions which came in and went out month by month throughout all the months of the year—of every division were twenty-four thousand.

27:2 Over the first division for the first month was Jashobeam the son of Zabdiel: and in his division were twenty-four thousand.

27:3 He was of the children of Perez, the chief of all the captains of the army for the first month.

27:4 Over the division of the second month was Dodai the Ahohite, and his division; and Mikloth the ruler: and in his division were twenty-four thousand.

27:5 The third captain of the army for the third month was Benaiah, the son of Jehoiada the priest, chief: and in his division were twenty-four thousand.

27:6 This is that Benaiah, who was the mighty man of the thirty, and over the thirty: and of his division was Ammizabad his son.

27:7 The fourth captain for the fourth month was Asahel the brother of Joab, and Zebadiah his son after him: and in his division were twenty-four thousand.

27:8 The fifth captain for this fifth month was Shamhuth the Izrahite: and in his division were twenty-four thousand.

27:9 The sixth captain for the sixth month was Ira the son of Ikkesh the Tekoite: and in his division were twenty-four thousand.

27:10 The seventh captain for the seventh month was Helez the Pelonite, of the children of Ephraim: and in his division were twenty-four thousand.

27:11 The eighth captain for the eighth month was Sibbecai the Hushathite, of the Zerahites: and in his division were twenty-four thousand.

27:12 The ninth captain for the ninth month was Abiezer the Anathothite, of the Benjamites: and in his division were twenty-four thousand.

27:13 The tenth captain for the tenth month was Maharai the Netophathite, of the Zerahites: and in his division were Twenty-four thousand.

27:14 The eleventh captain for the eleventh month was Benaiah the Pirathonite, of the children of Ephraim: and in his division were twenty-four thousand.

27:15 The twelfth captain for the twelfth month was Heldai the Netophathite, of Othniel: and in his division were twenty-four thousand.

27:16 Furthermore over the tribes of Israel: of the Reubenites was Eliezer the son of Zichri the ruler: of the Simeonites, Shephatiah the son of Maacah:

27:17 of Levi, Hashabiah the son of Kemuel: of Aaron, Zadok:

27:18 of Judah, Elihu, one of the brothers of David: of Issachar, Omri the son of Michael: 27:19 of Zebulun, Ishmaiah the son of Obadiah: of Naphtali, Jeremoth the son of Azriel:

27:20 of the children of Ephraim, Hoshea the son of Azaziah: of the half-tribe of Manasseh, Joel the son of Pedaiah:

27:21 of the half-tribe of Manasseh in Gilead, Iddo the son of Zechariah: of Benjamin, Jaasiel the son of Abner:

27:22 of Dan, Azarel the son of Jeroham. These were the captains of the tribes of Israel.

27:23 But David didn’t take the number of them from twenty years old and under, because Yahweh had said he would increase Israel like the stars of the sky.

27:24 Joab the son of Zeruiah began to number, but didn’t finish; and there came wrath for this on Israel; neither was the number put into the account in the chronicles of king David.

27:25 Over the king’s treasures was Azmaveth the son of Adiel: and over the treasures in the fields, in the cities, and in the villages, and in the towers, was Jonathan the son of Uzziah: 27:26 Over those who did the work of the field for tillage of the ground was Ezri the son of Chelub:

27:27 and over the vineyards was Shimei the Ramathite: and over the increase of the vineyards for the winecellars was Zabdi the Shiphmite:

27:28 and over the olive trees and the sycamore trees that were in the lowland was Baal Hanan the Gederite: and over the cellars of oil was Joash: 27:29 and over the herds that fed in Sharon was Shitrai the Sharonite: and over the herds that were in the valleys was Shaphat the son of Adlai: 27:30 and over the camels was Obil the Ishmaelite: and over the donkeys was Jehdeiah the Meronothite: and over the flocks was Jaziz the Hagrite.

27:31 All these were the rulers of the substance which was king David’s.

27:32 Also Jonathan, David’s uncle, was a counselor, a man of understanding, and a scribe: and Jehiel the son of Hachmoni was with the king’s sons:

27:33 Ahithophel was the king’s counselor: and Hushai the Archite was the king’s friend:

27:34 and after Ahithophel was Jehoiada the son of Benaiah, and Abiathar: and the captain of the king’s army was Joab.

Chapitre 27
1 Enfants d'Israël selon leur nombre, chefs de maisons paternelles, chefs de milliers et de centaines, et officiers au service du roi pour tout ce qui concernait les divisions, leur arrivée et leur départ, mois par mois, pendant tous les mois de l'année, chaque division étant de vingt-quatre mille hommes.

2 A la tête de la première division, pour le premier mois, était Jaschobeam, fils de Zabdiel; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

3 Il était des fils de Pérets, et il commandait tous les chefs des troupes du premier mois.

4 A la tête de la division du second mois était Dodaï, l'Achochite; Mikloth était l'un des chefs de sa division; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

5 Le chef de la troisième division, pour le troisième mois, était Benaja, fils du sacrificateur Jehojada, chef; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

6 Ce Benaja était un héros parmi les trente et à la tête des trente; et Ammizadab, son fils, était l'un des chefs de sa division.

7 Le quatrième, pour le quatrième mois, était Asaël, frère de Joab, et, après lui, Zebadia, son fils; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

8 Le cinquième, pour le cinquième mois, était le chef Schamehuth, le Jizrachite; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

9 Le sixième, pour le sixième mois, était Ira, fils d'Ikkesch, le Tekoïte; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

10 Le septième, pour le septième mois, était Hélets, le Pelonite, des fils d'Éphraïm; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

11 Le huitième, pour le huitième mois, était Sibbecaï, le Huschatite, de la famille des Zérachites; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

12 Le neuvième, pour le neuvième mois, était Abiézer, d'Anathoth, des Benjamites; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

13 Le dixième, pour le dixième mois, était Maharaï, de Nethopha, de la famille des Zérachites; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

14 Le onzième, pour le onzième mois, était Benaja, de Pirathon, des fils d'Éphraïm; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

15 Le douzième, pour le douzième mois, était Heldaï, de Nethopha, de la famille d'Othniel; et il avait une division de vingt-quatre mille hommes.

16 Voici les chefs des tribus d'Israël. Chef des Rubénites: Éliézer, fils de Zicri; des Siméonites: Schephathia, fils de Maaca;

17 des Lévites: Haschabia, fils de Kemuel; de la famille d'Aaron: Tsadok; 18 de Juda: Élihu, des frères de David; d'Issacar: Omri, fils de Micaël;

19 de Zabulon: Jischemaeja, fils d'Abdias; de Nephthali: Jerimoth, fils d'Azriel; 20 des fils d'Éphraïm: Hosée, fils d'Azazia; de la demi-tribu de Manassé: Joël, fils de Pedaja;

21 de la demi-tribu de Manassé en Galaad: Jiddo, fils de Zacharie; de Benjamin: Jaasiel, fils d'Abner;

22 de Dan: Azareel, fils de Jerocham. Ce sont là les chefs des tribus d'Israël.

23 David ne fit point le dénombrement de ceux d'Israël qui étaient âgés de vingt ans et au-dessous, car l'Éternel avait promis de multiplier Israël comme les étoiles du ciel.

24 Joab, fils de Tseruja, avait commencé le dénombrement, mais il ne l'acheva pas, l'Éternel s'étant irrité contre Israël à cause de ce dénombrement, qui ne fut point porté parmi ceux des Chroniques du roi David.

25 Azmaveth, fils d'Adiel, était préposé sur les trésors du roi; Jonathan, fils d'Ozias, sur les provisions dans les champs, les villes, les villages et les tours;

26 Ezri, fils de Kelub, sur les ouvriers de la campagne qui cultivaient la terre;

27 Schimeï, de Rama, sur les vignes; Zabdi, de Schepham, sur les provisions de vin dans les vignes;

28 Baal-Hanan, de Guéder, sur les oliviers et les sycomores dans la plaine; Joasch, sur les provisions d'huile;

29 Schithraï, de Saron, sur les boeufs qui paissaient en Saron; Schaphath, fils d'Adlaï, sur les boeufs dans les vallées;

30 Obil, l'Ismaélite, sur les chameaux; Jechdia, de Méronoth, sur les ânesses;

31 Jaziz, l'Hagarénien, sur les brebis. Tous ceux-là étaient intendants des biens du roi David.

32 Jonathan, oncle de David, était conseiller, homme de sens et de savoir; Jehiel, fils de Hacmoni, était auprès des fils du roi;

33 Achitophel était conseiller du roi; Huschaï, l'Arkien, était ami du roi;

34 après Achitophel, Jehojada, fils de Benaja, et Abiathar, furent conseillers; Joab était chef de l'armée du roi.