T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 26

1 [Ny amin'ny mpiandry varavarana] Ary ny amin'ny antokon'ny mpiandry varavarana: Tamin'ny Koraita dia Meselemia, zanak'i Kore, avy tamin'ny zanak'i Asafa.

2 Ary ny zanakalahin'i Meselemia dia Zakaria, lahimatoa, sy Jediaela, lahiaivo, sy Zebadia, fahatelo, sy Jediaela, fahefatra,

3 sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy.

4 Ary ny zanakalahin'i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy,

5 sy Amiela, fahenina, sy Isakara, fahafito, sy Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy.

6 Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin'ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy.

7 Ny zanakalahin'i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin'ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia.

8 Ireo rehetra ireo no avy tamin'ny zanak'i Obededoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin'ny fanompoany; roa amby enim-polo no an'i Obed-edoma.

9 Ary Meselemia nanan-janaka sy rahalahy valo ambin'ny folo, samy lehilahy mahay avokoa.

10 Ary Hosa, tamin'ny taranak'i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany),

11 sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin'i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin'ny folo.

12 Ireo lohan'ny tonian'ny mpiandry varavarana ireo dia nomena anjara-raharaha niaraka tamin'ny rahalahiny hanao fanompoam-pivavahana ao an-tranon'i Jehovah.

13 Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin'ny isam-bavahady.

14 Koa ny loka tamin'ny atsinanana dia azon'i Selemia. Ary nanaovana filokana Zakaria zanany, mpanolo-tsaina hendry, ka ny loka tamin'ny avaratra no azony.

15 An'i Obed-edoma ny atsimo, ary an'ny zanany ny trano firaketana.

16 An'i Sopima sy Hosa ny andrefana mbamin'ny vavahady Saleketa amin'ny lalana miakatra; ary dia feno avokoa ny fiambenana.

17 Ny atsinanana nisy Levita enina, ny avaratra nisy efatra Isan'andro, ny atsimo nisy efatra isan'andro, ary ny trano firaketana nisy efa-dahy nizara ho roa avy.

18 Tany Parbara* andrefana nisy efatra amin'ny lalana, ary roa tao Parbara.[Izahao 2 Mpan. xxiii. 11]

19 Dia Ireo no antokon'ny mpiandry varavarana tamin'ny taranak'i Kora sy ny taranak'i Merary.

20 [Ny amin'ny raharaha sasany koa nataon'ny Levita] Ary tamin'ny Levita dia Ahia* no tonian'ny rakitry ny tranon'Andriamanitra sy ny zavatra nohamasinina ho rakitra.[Na: (ary ny Levita rahalahiny)]

21 Ny taranak'i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan'ny fianakavian'i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita.

22 Ary ny taranaky ny Jehielita, dia Zetama sy Joela rahalahiny, no tonian'ny rakitry ny tranon'i Jehovah.

23 Tamin'ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita

24 dia Seboela, avy tamin'ny taranak'i Gersona, zanak'i Mosesy, no tonian'ny rakitra.

25 Ary ny rahalahiny avy tamin'i Eliezera dia Rehabia, zanak'i Eliezera, sy Jesaia, zanak'i Rehabia, sy Jorama, zanak'i Jesaia, sy Zikry, zanak'i Jorama, ary Selomota, zanak'i Zikry.

26 Io Selomota io sy ny rahalahiny no tonian'ny zavatra nohamasinina ho rakitra, dia Izay nohamasinin'i Davida mpanjaka sy ny lohan'ny fianakaviana ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ary ny komandin'ny miaramila.

27 Tamin'ny babo izay azony tamin'ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon'i Jehovah.

28 Ary izay rehetra nohamasinin'i Samoela mpahita sy Saoly, zanak'i Kisy, sy Abnera, zanak'i Nera, sy Joaba, zanak'i Zeroia, dia izay rehetra nohamasininy, dia Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany.

29 Tamin'ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin'ny raharaha ivelany amin'ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.

30 Ary tamin'ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin'ny Isiraely tany an-dafy andrefan'i Jordana ny amin'ny raharaha rehetra ho an'i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka.

31 Ny Hebronita dia Jeria lohany (tamin'ny taona fahefa-polo nanjakan'i Davida no nitadiavana ny Hebronita araka ny fianakaviany avy, ka nisy lehilahy mahay hita tao aminy tao Jazera any Gileada)

32 sy ny rahalahiny fiton-jato amby roa arivo, samy lehilahy mahay, lohan'ny fianakaviany avy. Ary Davida nanendry ireo ho mpifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky firenen'i Manase, ny amin'ny raharahan'Andriamanitra sy ny mpanjaka.

 

Chapitre 26

26:1 For the divisions of the doorkeepers: of the Korahites, Meshelemiah the son of Kore, of the sons of Asaph. 26:2 Meshelemiah had sons: Zechariah the firstborn, Jediael the second, Zebadiah the third, Jathniel the fourth, 26:3 Elam the fifth, Jehohanan the sixth, Eliehoenai the seventh. 26:4 Obed-Edom had sons: Shemaiah the firstborn, Jehozabad the second, Joah the third, and Sacar the fourth, and Nethanel the fifth, 26:5 Ammiel the sixth, Issachar the seventh, Peullethai the eighth; for God blessed him. 26:6 Also to Shemaiah his son were sons born, who ruled over the house of their father; for they were mighty men of valor. 26:7 The sons of Shemaiah: Othni, and Rephael, and Obed, Elzabad, whose brothers were valiant men, Elihu, and Semachiah. 26:8 All these were of the sons of Obed-Edom: they and their sons and their brothers, able men in strength for the service; sixty-two of Obed-Edom. 26:9 Meshelemiah had sons and brothers, valiant men, eighteen. 26:10 Also Hosah, of the children of Merari, had sons: Shimri the chief, (for though he was not the firstborn, yet his father made him chief), 26:11 Hilkiah the second, Tebaliah the third, Zechariah the fourth: all the sons and brothers of Hosah were thirteen. 26:12 Of these were the divisions of the doorkeepers, even of the chief men, having offices like their brothers, to minister in the house of Yahweh. 26:13 They cast lots, the small as well as the great, according to their fathers’ houses, for every gate. 26:14 The lot eastward fell to Shelemiah. Then for Zechariah his son, a wise counselor, they cast lots; and his lot came out northward. 26:15 To Obed-Edom southward; and to his sons the storehouse. 26:16 To Shuppim and Hosah westward, by the gate of Shallecheth, at the causeway that goes up, watch against watch. 26:17 Eastward were six Levites, northward four a day, southward four a day, and for the storehouse two and two. 26:18 For Parbar westward, four at the causeway, and two at Parbar. 26:19 These were the divisions of the doorkeepers; of the sons of the Korahites, and of the sons of Merari. 26:20 Of the Levites, Ahijah was over the treasures of God’s house, and over the treasures of the dedicated things. 26:21 The sons of Ladan, the sons of the Gershonites belonging to Ladan, the heads of the fathers’ households belonging to Ladan the Gershonite: Jehieli. 26:22 The sons of Jehieli: Zetham, and Joel his brother, over the treasures of the house of Yahweh. 26:23 Of the Amramites, of the Izharites, of the Hebronites, of the Uzzielites: 26:24 and Shebuel the son of Gershom, the son of Moses, was ruler over the treasures. 26:25 His brothers: of Eliezer, Rehabiah his son, and Jeshaiah his son, and Joram his son, and Zichri his son, and Shelomoth his son. 26:26 This Shelomoth and his brothers were over all the treasures of the dedicated things, which David the king, and the heads of the fathers’ households, the captains over thousands and hundreds, and the captains of the army, had dedicated. 26:27 They dedicated some of the spoil won in battles to repair the house of Yahweh. 26:28 All that Samuel the seer, and Saul the son of Kish, and Abner the son of Ner, and Joab the son of Zeruiah, had dedicated, whoever had dedicated anything, it was under the hand of Shelomoth, and of his brothers. 26:29 Of the Izharites, Chenaniah and his sons were for the outward business over Israel, for officers and judges. 26:30 Of the Hebronites, Hashabiah and his brothers, men of valor, one thousand seven hundred, had the oversight of Israel beyond the Jordan westward, for all the business of Yahweh, and for the service of the king. 26:31 Of the Hebronites was Jerijah the chief, even of the Hebronites, according to their generations by fathers’ households. In the fortieth year of the reign of David they were sought for, and there were found among them mighty men of valor at Jazer of Gilead. 26:32 His brothers, men of valor, were two thousand seven hundred, heads of fathers’ households, whom king David made overseers over the Reubenites, and the Gadites, and the half-tribe of the Manassites, for every matter pertaining to God, and for the affairs of the king.

 

Chapitre 26
1 Voici les classes des portiers. Des Koréites: Meschélémia, fils de Koré, d'entre les fils d'Asaph.

2 Fils de Meschélémia: Zacharie, le premier-né, Jediaël le second, Zebadia le troisième, Jathniel le quatrième,

3 Élam le cinquième, Jochanan le sixième, Eljoénaï le septième.

4 Fils d'Obed-Édom: Schemaeja, le premier-né, Jozabad le second, Joach le troisième, Sacar le quatrième, Nethaneel le cinquième,

5 Ammiel le sixième, Issacar le septième, Peulthaï le huitième; car Dieu l'avait béni.

6 A Schemaeja, son fils, naquirent des fils qui dominèrent dans la maison de leur père, car ils étaient de vaillants hommes;

7 fils de Schemaeja: Othni, Rephaël, Obed, Elzabad et ses frères, hommes vaillants, Élihu et Semaeja.

8 Tous ceux-là étaient des fils d'Obed-Édom; eux, leurs fils et leurs frères, étaient des hommes pleins de vigueur et de force pour le service, soixante deux d'Obed-Édom.

9 Les fils et les frères de Meschélémia, hommes vaillants, étaient au nombre de dix-huit. -

10 Des fils de Merari: Hosa, qui avait pour fils: Schimri, le chef, établi chef par son père, quoiqu'il ne fût pas le premier-né,

11 Hilkija le second, Thebalia le troisième, Zacharie le quatrième. Tous les fils et les frères de Hosa étaient au nombre de treize.

12 A ces classes de portiers, aux chefs de ces hommes et à leurs frères, fut remise la garde pour le service de la maison de l'Éternel.

13 Ils tirèrent au sort pour chaque porte, petits et grands, selon leurs maisons paternelles.

14 Le sort échut à Schélémia pour le côté de l'orient. On tira au sort pour Zacharie, son fils, qui était un sage conseiller, et le côté du septentrion lui échut par le sort.

15 Le côté du midi échut à Obed-Édom, et la maison des magasins à ses fils.

16 Le côté de l'occident échut à Schuppim et à Hosa, avec la porte Schalléketh, sur le chemin montant: une garde était vis-à-vis de l'autre.

17 Il y avait à l'orient six Lévites, au nord quatre par jour, au midi quatre par jour, et quatre aux magasins en deux places différentes;

18 du côté du faubourg, à l'occident, quatre vers le chemin, deux vers le faubourg.

19 Ce sont là les classes des portiers, d'entre les fils des Koréites et d'entre les fils de Merari.

20 L'un des Lévites, Achija, avait l'intendance des trésors de la maison de Dieu et des trésors des choses saintes.

21 Parmi les fils de Laedan, les fils des Guerschonites issus de Laedan, chefs des maisons paternelles de Laedan le Guerschonite, c'étaient Jehiéli,

22 et les fils de Jehiéli, Zétham et Joël, son frère, qui gardaient les trésors de la maison de l'Éternel.

23 Parmi les Amramites, les Jitseharites, les Hébronites et les Uziélites,

24 c'était Schebuel, fils de Guerschom, fils de Moïse, qui était intendant des trésors.

25 Parmi ses frères issus d'Éliézer, dont le fils fut Rechabia, dont le fils fut Ésaïe, dont le fils fut Joram, dont le fils fut Zicri, dont le fils fut Schelomith,

26 c'étaient Schelomith et ses frères qui gardaient tous les trésors des choses saintes qu'avaient consacrées le roi David, les chefs des maisons paternelles, les chefs de milliers et de centaines, et les chefs de l'armée:

27 c'était sur le butin pris à la guerre qu'ils les avaient consacrées pour l'entretien de la maison de l'Éternel.

28 Tout ce qui avait été consacré par Samuel, le voyant, par Saül, fils de Kis, par Abner, fils de Ner, par Joab, fils de Tseruja, toutes les choses consacrées étaient sous la garde de Schelomith et de ses frères.

29 Parmi les Jitseharites, Kenania et ses frères étaient employés pour les affaires extérieures, comme magistrats et juges en Israël.

30 Parmi les Hébronites, Haschabia et ses frères, hommes vaillants, au nombre de mille sept cents, avaient la surveillance d'Israël, de l'autre côté du Jourdain, à l'occident, pour toutes les affaires de l'Éternel et pour le service du roi. 31 En ce qui concerne les Hébronites, dont Jerija était le chef, on fit, la quarantième année du règne de David, des recherches à leur égard d'après leurs généalogies et leurs maisons paternelles, et l'on trouva parmi eux de vaillants hommes à Jaezer en Galaad. 32 Les frères de Jerija, hommes vaillants, étaient au nombre de deux mille sept cents chefs de maisons paternelles. Le roi David les établit sur les Rubénites, sur les Gadites et sur la demi-tribu de Manassé pour toutes les affaires de Dieu et pour les affaires du roi.