T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 25

1 [Ny nizarana ny mpihira ho efatra amby roa-polo toko] Ary ny* taranak'i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan'i Davida sy ireo komandin'ny miaramila ho amin'ny fanompoana mba haminany amin'ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan'ny mpanao araka ny fanompoany avy:[Na: ny asany amin'ny]

2 Tamin'ny zanakalahin'i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak'i Asafa, nofehezin'i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan'ny mpanjaka azy.

3 Tamin'i Jedotona, ny zanany dia Gedalia sy Zery sy Jesaia sy Hasabia ary Matitia, enin-dahy ireo ka nofehezin'i Jedotona rainy, izay naminany tamin'ny lokanga hidera sy hisaotra an'i Jehovah.

4 Tamin'i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota.

5 Ireo rehetra ireo no zanak'i Hemana, mpahitan'ny mpanjaka ny amin'ny tenin'Andriamanitra, hanandratra ny tandroka. Ary Hemana dia efa nomen'Andriamanitra zazalahy efatra ambin'ny folo sy zazavavy telo.

6 Ireo rehetra ireo no fehin'ny rainy tamin'ny hira natao tao an-tranon'i Jehovah tamin'ny kipantsona sy ny valiha sy ny lokanga hanaovana ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra; Asafa sy Jedotona ary Hemana dia nofezehin'ny mpanjaka.

7 Ary ny isany mbamin'ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an'i Jehovah izay rehetra nahay dia valo amby valo-polo amby roan-jato.

8 Ary nanao filokana ny amin'ny anjara-raharahany avy izy, na ny kely na ny lehibe, na ny mpampianatra na ny mpianatra.

9 Ary ny loka voalohany dia azon'i Josefa avy amin'ny taranak'i Asafa; ny faharoa an'i Gedalia, izy mbamin'ny rahalahiny sy ny zanany, dia roa ambin'ny folo;

10 ny fahatelo an'i Zakora, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

11 ny fahefatra an'i Jizry, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

12 ny fahadimy an'i Netania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

13 ny fahenina an'i Bokia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

14 ny fahafito an'i Jesarela, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

15 ny fahavalo an'i Jesaia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

16 ny fahasivy an'i Matania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

17 ny fahafolo an'i Simey, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

18 ny fahiraika ambin'ny folo an'i Azarela, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

19 ny faharoa ambin'ny folo an'i Hasabia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

20 ny fahatelo ambin'ny folo an'i Sobaela, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

21 ny fahefatra ambin'ny folo an'i Matitia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin'ny folo;

22 ny fahadimy ambin'ny folo an'i Jeremota, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin'ny folo;

23 ny fahenina ambin'ny folo an'i Hanania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

24 ny fahafito ambin'ny folo an'i Josbekasa, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

25 ny fahavalo ambin'ny folo an'i Hanany, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

26 ny fahasivy ambin'ny folo an'i Maloty, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

27 ny faharoa-polo an'i Eliata, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

28 ny fahiraika amby roa-polo an'i Hotira, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

29 ny faharoa amby roa-polo an'i Gidalty, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

30 ny fahatelo amby roa-polo an'i Mahaziota, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

31 ny fahefatra amby roa-polo an'i Romamti-ezera, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo.

 

Chapitre 25

25:1 Moreover, David and the captains of the army set apart for the service certain of the sons of Asaph, and of Heman, and of Jeduthun, who should prophesy with harps, with stringed instruments, and with cymbals: and the number of those who did the work according to their service was: 25:2 of the sons of Asaph: Zaccur, and Joseph, and Nethaniah, and Asharelah, the sons of Asaph, under the hand of Asaph, who prophesied after the order of the king. 25:3 Of Jeduthun; the sons of Jeduthun: Gedaliah, and Zeri, and Jeshaiah, Hashabiah, and Mattithiah, six, under the hands of their father Jeduthun with the harp, who prophesied in giving thanks and praising Yahweh. 25:4 Of Heman; the sons of Heman: Bukkiah, Mattaniah, Uzziel, Shebuel, and Jerimoth, Hananiah, Hanani, Eliathah, Giddalti, and Romamti-Ezer, Joshbekashah, Mallothi, Hothir, Mahazioth. 25:5 All these were the sons of Heman the king’s seer in the words of God, to lift up the horn. God gave to Heman fourteen sons and three daughters. 25:6 All these were under the hands of their father for song in the house of Yahweh, with cymbals, stringed instruments, and harps, for the service of God’s house; Asaph, Jeduthun, and Heman being under the order of the king. 25:7 The number of them, with their brothers who were instructed in singing to Yahweh, even all who were skillful, was two hundred eighty-eight. 25:8 They cast lots for their offices, all alike, as well the small as the great, the teacher as the scholar. 25:9 Now the first lot came forth for Asaph to Joseph: the second to Gedaliah; he and his brothers and sons were twelve: 25:10 the third to Zaccur, his sons and his brothers, twelve: 25:11 the fourth to Izri, his sons and his brothers, twelve: 25:12 the fifth to Nethaniah, his sons and his brothers, twelve: 25:13 the sixth to Bukkiah, his sons and his brothers, twelve: 25:14 the seventh to Jesharelah, his sons and his brothers, twelve: 25:15 the eighth to Jeshaiah, his sons and his brothers, twelve: 25:16 the ninth to Mattaniah, his sons and his brothers, twelve: 25:17 the tenth to Shimei, his sons and his brothers, twelve: 25:18 the eleventh to Azarel, his sons and his brothers, twelve: 25:19 the twelfth to Hashabiah, his sons and his brothers, twelve: 25:20 for the thirteenth, Shubael, his sons and his brothers, twelve: 25:21 for the fourteenth, Mattithiah, his sons and his brothers, twelve: 25:22 for the fifteenth to Jeremoth, his sons and his brothers, twelve: 25:23 for the sixteenth to Hananiah, his sons and his brothers, twelve: 25:24 for the seventeenth to Joshbekashah, his sons and his brothers, twelve: 25:25 for the eighteenth to Hanani, his sons and his brothers, twelve: 25:26 for the nineteenth to Mallothi, his sons and his brothers, twelve: 25:27 for the twentieth to Eliathah, his sons and his brothers, twelve: 25:28 for the one and twentieth to Hothir, his sons and his brothers, twelve: 25:29 for the two and twentieth to Giddalti, his sons and his brothers, twelve: 25:30 for the three and twentieth to Mahazioth, his sons and his brothers, twelve: 25:31 for the four and twentieth to Romamti-Ezer, his sons and his brothers, twelve.

 

Chapitre 25
1 David et les chefs de l'armée mirent à part pour le service ceux des fils d'Asaph, d'Héman et de Jeduthun qui prophétisaient en s'accompagnant de la harpe, du luth et des cymbales. Et voici le nombre de ceux qui avaient des fonctions à remplir.

2 Des fils d'Asaph: Zaccur, Joseph, Nethania et Aschareéla, fils d'Asaph, sous la direction d'Asaph qui prophétisait suivant les ordres du roi.

3 De Jeduthun, les fils de Jeduthun: Guedalia, Tseri, Ésaïe, Haschabia, Matthithia et Schimeï, six, sous la direction de leur père Jeduthun qui prophétisait avec la harpe pour louer et célébrer l'Éternel.

4 D'Héman, les fils d'Héman: Bukkija, Matthania, Uziel, Schebuel, Jerimoth, Hanania, Hanani, Éliatha, Guiddalthi, Romamthi-Ézer, Joschbekascha, Mallothi, Hothir, Machazioth,

5 tous fils d'Héman, qui était voyant du roi pour révéler les paroles de Dieu et pour exalter sa puissance; Dieu avait donné à Héman quatorze fils et trois filles.

6 Tous ceux-là étaient sous la direction de leurs pères, pour le chant de la maison de l'Éternel, et avaient des cymbales, des luths et des harpes pour le service de la maison de Dieu. Asaph, Jeduthun et Héman recevaient les ordres du roi.

7 Ils étaient au nombre de deux cent quatre-vingt-huit, y compris leurs frères exercés au chant de l'Éternel, tous ceux qui étaient habiles.

8 Ils tirèrent au sort pour leurs fonctions, petits et grands, maîtres et disciples.

9 Le premier sort échut, pour Asaph, à Joseph; le second, à Guedalia, lui, ses frères et ses fils, douze;

10 le troisième, à Zaccur, ses fils et ses frères, douze;

11 le quatrième, à Jitseri, ses fils et ses frères, douze;

12 le cinquième, à Nethania, ses fils et ses frères, douze;

13 le sixième, à Bukkija, ses fils et ses frères, douze;

14 le septième, à Jesareéla, ses fils et ses frères, douze;

15 le huitième, à Ésaïe, ses fils et ses frères, douze;

16 le neuvième, à Matthania, ses fils et ses frères, douze;

17 le dixième, à Schimeï, ses fils et ses frères, douze;

18 le onzième, à Azareel, ses fils et ses frères, douze;

19 le douzième, à Haschabia, ses fils et ses frères, douze;

20 le treizième, à Schubaël, ses fils et ses frères, douze;

21 le quatorzième, à Matthithia, ses fils et ses frères, douze;

22 le quinzième, à Jerémoth, ses fils et ses frères, douze;

23 le seizième, à Hanania, ses fils et ses frères, douze;

24 le dix-septième, à Joschbekascha, ses fils et ses frères, douze;

25 le dix-huitième, à Hanani, ses fils et ses frères, douze;

26 le dix-neuvième, à Mallothi, ses fils et ses frères, douze;

27 le vingtième, à Élijatha, ses fils et ses frères, douze;

28 le vingt et unième, à Hothir, ses fils et ses frères, douze;

29 le vingt-deuxième, à Guiddalthi, ses fils et ses frères, douze;

30 le vingt-troisième, à Machazioth, ses fils et ses frères, douze; 31 le vingt-quatrième, à Romamthi-Ézer, ses fils et ses frères, douze.