T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 24

1 [Ny nizarana ny mpisorona ho efatra amby roa-polo toko] Ary ny amin'ny taranak'i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;

2 fa Nadaba sy Abiho dia maty talohan-drainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana.

3 Ary Davida sy Zadoka, isan'ny taranak'i Eleazara, sy Ahimeleka, isan'ny taranak'Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.

4 Ary ny lohany tamin'ireo, dia tamin'ny taranak'i Eleazara, no maromaro kokoa noho ny tamin'ny taranak'Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin'ny taranak'i Eleazara dia enina ambin'ny folo no lohan'ny fianakaviana; ary tamin'ny taranak'Itamara dia valo kosa no lohan'ny fianakaviana.

5 Ary samy nozarazaraina tamin'ny filokana avokoa izy rehetra; fa samy mpifehy masina, dia mpifehy ho an'Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin'ny taranak'i Eleazara, na ny avy tamin'ny taranak'Itamara.

6 Ary Semaia, zanak'i Netanela, mpanoratra anankiray tamin'ny Levita, no nanoratra azy teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny mpanapaka sy Zadoka mpisorona sy Ahimeleka, zanak'i Abiatara, sy teo anatrehan'ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny mpisorona sy ny Levita: fianakaviana iray no nalaina ho an'i Eleazara, ary iray kosa ho an'Itamara.

7 Ny loka voalohany dia azon'i Joariba, ny faharoa an'i Jedaia,

8 ny fahatelo an'i Harima, ny fahefatra an'i Seorima,

9 ny fahadimy an'i Malkia, ny fahenina an'i Miamina,

10 ny fahafito an'i Hakoza, ny fahavalo an'i Abia,

11 ny fahasivy an'i Jesoa, ny fahafolo an'i Sekania.

12 ny fahiraika ambin'ny folo an'i Eliasiba, ny faharoa ambin'ny folo an'i Jakima,

13 ny fahatelo ambin'ny folo an'i Hopa, ny fahefatra ambin'ny folo an'i Jesebaba,

14 ny fahadimy ambin'ny folo an'i Bilga, ny fahenina ambin'ny folo an'Imera,

15 ny fahafito ambin'ny folo an'i Hezira, ny fahavalo ambin'ny folo an'i Hafizeza,

16 ny fahasivy ambin'ny folo an'i Petahia, ny faharoa-polo an'i Jehezekela,

17 ny fahiraika amby roa-polo an'i Jakina, ny faharoa amby roa-polo an'i Gamola,

18 ny fahatelo amby roa-polo an'i Delaia, ny fahefatra amby roa-polo an'i Mazia.

19 Ireo avy no antokony amin'ny fanompoany izay idirany* ao an-tranon'i Jehovah araka ny fitsipika voatendrin'i Arona rainy, araka ny nandidian'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, azy.[Na: Ary ny raharahan'ireo tamin'ny fanompoana dia ny hiditra]

20 Ary tamin'ny taranak'i Levy sisa dia izao; Tamin'ny taranak'i Amrama dia Sobaela; tamin'ny zanak'i Sobaela dia Jedala.

21 Ny amin'i Rehabia: tamin'ny taranak'i Rehabia dia Jisia no voalohany.

22 Tamin'ny Jizarita dia Selomota; tamin'ny taranak'i Selomota dia Jahata.

23 Ary ny amin'ny taranak'i Sebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra.

24 Ny zanakalahin'i Oziela dia Mika; tamin'ny taranak'i Mika dia Samira;

25 ny rahalahin'i Mika dia Jisia; tamin'ny taranak'i Jisia dia Zakaria.

26 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin'i Jazia dia Beno.

27 Ny zanakalahin'i Merary tamin'i Jazia dia Beno sy Sohama sy Zakora ary Ibry.

28 Avy tamin'i Maly no nihavian'i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy.

29 Ny amin'i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela.

30 Ary ny zanakalahin'i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy.

31 Ary ireo dia mba niara-niloka tamin'ny rahalahiny, taranak'i Arona, teo anatrehan'i Davida mpanjaka sy Zadota sy Ahimeleka sy ny lohan'ny fianakavian'ny mpisorona sy ny Levita: niara-niloka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.

 

Chapitre 24

1 These were the divisions of the sons of Aaron. The sons of Aaron: Nadab and Abihu, Eleazar and Ithamar.

2 But Nadab and Abihu died before their father, and had no children: therefore Eleazar and Ithamar executed the priest’s office.

3 David with Zadok of the sons of Eleazar, and Ahimelech of the sons of Ithamar, divided them according to their ordering in their service.

4 There were more chief men found of the sons of Eleazar than of the sons of Ithamar; and they were divided like this: of the sons of Eleazar there were sixteen, heads of fathers’ houses; and of the sons of Ithamar, according to their fathers’ houses, eight.

5 Thus were they divided impartially by drawing lots; for there were princes of the sanctuary, and princes of God, both of the sons of Eleazar, and of the sons of Ithamar.

6 Shemaiah the son of Nethanel the scribe, who was of the Levites, wrote them in the presence of the king, and the princes, and Zadok the priest, and Ahimelech the son of Abiathar, and the heads of the fathers’ households of the priests and of the Levites; one fathers’ house being taken for Eleazar, and one taken for Ithamar.

7 Now the first lot came forth to Jehoiarib, the second to Jedaiah,

8 the third to Harim, the fourth to Seorim,

9 the fifth to Malchijah, the sixth to Mijamin,

10 the seventh to Hakkoz, the eighth to Abijah,

11 the ninth to Jeshua, the tenth to Shecaniah,

12 the eleventh to Eliashib, the twelfth to Jakim,

13 the thirteenth to Huppah, the fourteenth to Jeshebeab,

14 the fifteenth to Bilgah, the sixteenth to Immer,

15 the seventeenth to Hezir, the eighteenth to Happizzez,

16 the nineteenth to Pethahiah, the twentieth to Jehezkel,

17 the twenty-first to Jachin, the twenty-second to Gamul,

18 the twenty-third to Delaiah, the twenty-fourth to Maaziah.

19 This was their ordering in their service, to come into the house of Yahweh according to the ordinance given to them by Aaron their father, as Yahweh, the God of Israel, had commanded him.

20 Of the rest of the sons of Levi: of the sons of Amram, Shubael; of the sons of Shubael, Jehdeiah.

21 Of Rehabiah: of the sons of Rehabiah, Isshiah the chief.

22 Of the Izharites, Shelomoth; of the sons of Shelomoth, Jahath.

23 The sons of Hebron: Jeriah, Amariah the second, Jahaziel the third, Jekameam the fourth.

24 The sons of Uzziel, Micah; of the sons of Micah, Shamir.

25 The brother of Micah, Isshiah; of the sons of Isshiah, Zechariah.

26 The sons of Merari: Mahli and Mushi; the sons of Jaaziah: Beno.

27 The sons of Merari: of Jaaziah, Beno, and Shoham, and Zaccur, and Ibri.

28 Of Mahli: Eleazar, who had no sons.

29 Of Kish; the sons of Kish: Jerahmeel.

30 The sons of Mushi: Mahli, and Eder, and Jerimoth. These were the sons of the Levites after their fathers’ houses.

31 These likewise cast lots even as their brothers the sons of Aaron in the presence of David the king, and Zadok, and Ahimelech, and the heads of the fathers’ households of the priests and of the Levites; the fathers’ households of the chief even as those of his younger brother.

Chapitre 24
1 Voici les classes des fils d'Aaron. Fils d'Aaron: Nadab, Abihu, Éléazar et Ithamar.

2 Nadab et Abihu moururent avant leur père, sans avoir de fils; et Éléazar et Ithamar remplirent les fonctions du sacerdoce.

3 David divisa les fils d'Aaron en les classant pour le service qu'ils avaient à faire; Tsadok appartenait aux descendants d'Éléazar, et Achimélec aux descendants d'Ithamar.

4 Il se trouva parmi les fils d'Éléazar plus de chefs que parmi les fils d'Ithamar, et on en fit la division; les fils d'Éléazar avaient seize chefs de maisons paternelles, et les fils d'Ithamar huit chefs de maisons paternelles.

5 On les classa par le sort, les uns avec les autres, car les chefs du sanctuaire et les chefs de Dieu étaient des fils d'Éléazar et des fils d'Ithamar.

6 Schemaeja, fils de Nethaneel, le secrétaire, de la tribu de Lévi, les inscrivit devant le roi et les princes, devant Tsadok, le sacrificateur, et Achimélec, fils d'Abiathar, et devant les chefs des maisons paternelles des sacrificateurs et des Lévites. On tira au sort une maison paternelle pour Éléazar, et on en tira une autre pour Ithamar.

7 Le premier sort échut à Jehojarib; le second, à Jedaeja;

8 le troisième, à Harim; le quatrième, à Seorim;

9 le cinquième, à Malkija; le sixième, à Mijamin;

10 le septième, à Hakkots; le huitième, à Abija;

11 le neuvième, à Josué; le dixième, à Schecania;

12 le onzième, à Éliaschib; le douzième, à Jakim;

13 le treizième, à Huppa; le quatorzième, à Jeschébeab;

14 le quinzième, à Bilga; le seizième, à Immer;

15 le dix-septième, à Hézir; le dix-huitième, à Happitsets;

16 le dix-neuvième, à Pethachja; le vingtième, à Ézéchiel;

17 le vingt et unième, à Jakin; le vingt-deuxième, à Gamul;

18 le vingt-troisième, à Delaja; le vingt-quatrième, à Maazia.

19 C'est ainsi qu'ils furent classés pour leur service, afin qu'ils entrassent dans la maison de l'Éternel en se conformant à la règle établie par Aaron, leur père, d'après les ordres que lui avait donnés l'Éternel, le Dieu d'Israël.

20 Voici les chefs du reste des Lévites. -Des fils d'Amram: Schubaël; des fils de Schubaël: Jechdia;

21 de Rechabia, des fils de Rechabia: le chef Jischija.

22 Des Jitseharites: Schelomoth; des fils de Schelomoth: Jachath.

23 Fils d'Hébron: Jerija, Amaria le second, Jachaziel le troisième, Jekameam le quatrième. 24 Fils d'Uziel: Michée; des fils de Michée: Schamir;

25 frère de Michée: Jischija; des fils de Jischija: Zacharie. -

26 Fils de Merari: Machli et Muschi, et les fils de Jaazija, son fils.

27 Fils de Merari, de Jaazija, son fils: Schoham, Zaccur et Ibri.

28 De Machli: Éléazar, qui n'eut point de fils;

29 de Kis, les fils de Kis: Jerachmeel.

30 Fils de Muschi: Machli, Éder et Jerimoth. Ce sont là les fils de Lévi, selon leurs maisons paternelles.

31 Eux aussi, comme leurs frères, les fils d'Aaron, ils tirèrent au sort devant le roi David, Tsadok et Achimélec, et les chefs des maisons paternelles des sacrificateurs et des Lévites. Il en fut ainsi pour chaque chef de maison comme pour le moindre de ses frères.