T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 23

1 [Ny nanendrena an'i Solomona ho mpanjaka, sy ny nandaminana ny raharahan'ny Levita] Ary nony efa ela niainana sy tratrantitra tsara* Davida, dia Solomona zanany no nataony mpanjaka tamin'ny Isiraely.[Heb. voky andro, na afa-pon'ny miaina]

2 Ary novoriny ny lehiben'ny Isiraely rehetra mbamin'ny mpisorona sy ny Levita.

3 Ary nisaina ny Levita hatramin'ny telo-polo taona no ho miakatra, ka valo arivo amby telo alina no isan'ny lehilahy.

4 Ary hoy Davida: Ny efatra arivo amby roa alina amin'ireo dia ataoko ho tonian'ny asa ao an-tranon'i Jehovah, ary ny enina arivo ataoko mpifehy sy mpitsara,

5 ary ny efatra arivo ho mpiandry varavarana, ary ny efatra arivo ho mpidera an'i Jehovah amin'ny zavatra namboariko hiderana Azy.

6 Ary nozarazarain'i Davida ho antokony ireo araka ny zanakalahin'i Levy, dia Gersona sy Kehata sy Merary:

7 Tamin'ny Gersonita dia Ladana sy Simey.

8 Ny zanakalahin'i Ladana dia Jehiela lohany sy Zetama ary Joela; telo izy.

9 Ny zanakalahin'i Simey dia Selomota sy Haziela ary Harana; telo izy. Ireo no lohany tamin'ny fianakavian'i Ladana.

10 Ary ny zanakalahin'i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin'i Simey.

11 Ary Jahata no lohany, ary Ziza no faharoany; fa Jeosy sy Beria tsy nanana zanakalahy maro, ka dia nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy.

12 Ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; efatra izy.

13 Ny zanakalahin'i Amrama dia Arona sy Mosesy. Ary Arona natokana ka nohamasinina ho masina indrindra, dia izy sy ny taranany mandrakizay, handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan'i Jehovah sy hanao fanompoam-pivavahana ho Azy ary hitso-drano amin'ny anarany mandrakizay.

14 Nefa ny amin'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra, dia nisaina tamin'ny firenen'i Levy ihany ny zanany.

15 Ny zanakalahin'i Mosesy dia Gersona sy Eliezera.

16 Tamin'ny zanakalahin'i Gersona dia Seboela no lohany.

17 Ary tamin'ny zanakalahin'i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak'i Rehabia dia maro indrindra.

18 Tamin'ny zanakalahin'i Jizara dia Selomota no lohany.

19 Ny zanakalahin'i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy.

20 Ny zanakalahin'i Oziela, dia Mita no lahimatoa, ary Jisia no faralahy.

21 Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy. Ny zanakalahin'i Maly dia Eleazara sy Kisy.

22 Ary maty Eleazara ka tsy nanan-janakalahy, fa vavy avokoa; ary ireny zanakalahin'i Kisy havany no nanambady ireo.

23 Ny zanakalahin'i Mosy dia Maly sy Edera ary Jeremota; telo izy.

24 Ireo no zanakalahin'i Levy araka ny fianakaviany, dia ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny antokony avy araka ny nanisana ny anarany tsirairay, dia izay nanao ny fanompoana tao an-tranon'i Jehovah, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra.

25 Fa hoy Davida: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nanome fitsaharana ho an'ny olony sady mitoetra eto Jerosalema mandrakizay.

26 Ary ny Levita kosa dia tsy hitondra ny tabernakely na ny fanaka enti-manompo ao aminy intsony.

27 Fa araka ny fara-tenin'i Davida dia nisaina hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra ny Levita.

28 Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak'i Arona amin'ny fanompoana ao an-tranon'i Jehovah amin'ireo kianja sy efi-trano tao ary amin'ny fanadiovana ny zavatra masina rehetra sy ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra,

29 ary amin'ny mofo aseho sy ny koba tsara toto ho fanatitra hohanina sy amin'ny mofo manify tsy misy masirasira sy amin'izay endasina amin'ny lapoely sy amin'izay vonton-diloilo ary amin'ny famarana sy ny fandrefesana rehetra,

30 ary ny hitsangana isa-maraina hisaotra sy hidera an'i Jehovah, ary toy izany koa amin'ny hariva,

31 ary ny hanatitra ny fanatitra dorana rehetra ho an'i Jehovah na amin'ny Sabata, na amin'ny voaloham-bolana, na amin'ny fotoam-pivavahana hafa dia araka ny isany avy, sy araka ny fanao voatendry hanaovana azy mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah.

32 Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara-raharahany ny amin'ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahany ny amin'ny fitoerana masina ary ny anjara-raharahany ny amin'ny taranak'i Arona rahalahiny ho fanompoana ao an-tranon'i Jehovah.

 

Chapitre 23

1 Now David was old and full of days; and he made Solomon his son king over Israel.

2 He gathered together all the princes of Israel, with the priests and the Levites.

3 The Levites were numbered from thirty years old and upward: and their number by their polls, man by man, was thirty-eight thousand.

4 David said, “Of these, twenty-four thousand were to oversee the work of the house of Yahweh; six thousand were officers and judges;

5 four thousand were doorkeepers; and four thousand praised Yahweh with the instruments which I made, for giving praise.”

6 David divided them into divisions according to the sons of Levi: Gershon, Kohath, and Merari.

7 Of the Gershonites: Ladan and Shimei. 8 The sons of Ladan: Jehiel the chief, and Zetham, and Joel, three.

9 The sons of Shimei: Shelomoth, and Haziel, and Haran, three. These were the heads of the fathers’ households of Ladan.

10 The sons of Shimei: Jahath, Zina, and Jeush, and Beriah. These four were the sons of Shimei.

11 Jahath was the chief, and Zizah the second: but Jeush and Beriah didn’t have many sons; therefore they became a fathers’ house in one reckoning.

12 The sons of Kohath: Amram, Izhar, Hebron, and Uzziel, four.

13 The sons of Amram: Aaron and Moses; and Aaron was separated, that he should sanctify the most holy things, he and his sons, forever, to burn incense before Yahweh, to minister to him, and to bless in his name, forever.

14 But as for Moses the man of God, his sons were named among the tribe of Levi.

15 The sons of Moses: Gershom and Eliezer.

16 The sons of Gershom: Shebuel the chief.

17 The sons of Eliezer were: Rehabiah the chief; and Eliezer had no other sons; but the sons of Rehabiah were very many.

18 The sons of Izhar: Shelomith the chief.

19 The sons of Hebron: Jeriah the chief, Amariah the second, Jahaziel the third, and Jekameam the fourth.

20 The sons of Uzziel: Micah the chief, and Isshiah the second.

21 The sons of Merari: Mahli and Mushi. The sons of Mahli: Eleazar and Kish.

22 Eleazar died, and had no sons, but daughters only: and their brothers the sons of Kish took them as wives.

23 The sons of Mushi: Mahli, and Eder, and Jeremoth, three.

24 These were the sons of Levi after their fathers’ houses, even the heads of the fathers’ houses of those who were counted individually, in the number of names by their polls, who did the work for the service of the house of Yahweh, from twenty years old and upward.

25 For David said, “Yahweh, the God of Israel, has given rest to his people; and he dwells in Jerusalem forever.

26 Also the Levites will no longer need to carry the tabernacle and all its vessels for its service.”

27 For by the last words of David the sons of Levi were numbered, from twenty years old and upward.

28 For their office was to wait on the sons of Aaron for the service of the house of Yahweh, in the courts, and in the rooms, and in the purifying of all holy things, even the work of the service of God’s house;

29 for the show bread also, and for the fine flour for a meal offering, whether of unleavened wafers, or of that which is baked in the pan, or of that which is soaked, and for all kinds of measure and size;

30 and to stand every morning to thank and praise Yahweh, and likewise in the evening;

31 and to offer all burnt offerings to Yahweh, on the Sabbaths, on the new moons, and on the set feasts, in number according to the ordinance concerning them, continually before Yahweh;

 

32 and that they should keep the duty of the Tent of Meeting, and the duty of the holy place, and the duty of the sons of Aaron their brothers, for the service of the house of Yahweh.

 

Chapitre 23
1 David, âgé et rassasié de jours, établit Salomon, son fils, roi sur Israël.

2 Il assembla tous les chefs d'Israël, les sacrificateurs et les Lévites.

3 On fit le dénombrement des Lévites, depuis l'âge de trente ans et au-dessus; comptés par tête et par homme, ils se trouvèrent au nombre de trente-huit mille.

4 Et David dit: Qu'il y en ait vingt-quatre mille pour veiller aux offices de la maison de l'Éternel, six mille comme magistrats et juges,

5 quatre mille comme portiers, et quatre mille chargés de louer l'Éternel avec les instruments que j'ai faits pour le célébrer. 6 David les divisa en classes d'après les fils de Lévi, Guerschon, Kehath et Merari.

7 Des Guerschonites: Laedan et Schimeï.

8 Fils de Laedan: le chef Jehiel, Zétham et Joël, trois.

9 Fils de Schimeï: Schelomith, Haziel et Haran, trois. Ce sont là les chefs des maisons paternelles de la famille de Laedan. -

10 Fils de Schimeï: Jachath, Zina, Jeusch et Beria. Ce sont là les quatre fils de Schimeï.

11 Jachath était le chef, et Zina le second; Jeusch et Beria n'eurent pas beaucoup de fils, et ils formèrent une seule maison paternelle dans le dénombrement.

12 Fils de Kehath: Amram, Jitsehar, Hébron et Uziel, quatre. -

13 Fils d'Amram: Aaron et Moïse. Aaron fut mis à part pour être sanctifié comme très saint, lui et ses fils à perpétuité, pour offrir les parfums devant l'Éternel, pour faire son service, et pour bénir à toujours en son nom.

14 Mais les fils de Moïse, homme de Dieu, furent comptés dans la tribu de Lévi.

15 Fils de Moïse: Guerschom et Éliézer. 16 Fils de Guerschom: Schebuel, le chef. 17 Et les fils d'Éliézer furent: Rechabia, le chef; Éliézer n'eut pas d'autre fils, mais les fils de Rechabia furent très nombreux.

18 Fils de Jitsehar: Schelomith, le chef. -

19 Fils d'Hébron: Jerija, le chef; Amaria, le second; Jachaziel, le troisième; et Jekameam, le quatrième. -

20 Fils d'Uziel: Michée, le chef; et Jischija, le second.

21 Fils de Merari: Machli et Muschi. -Fils de Machli: Éléazar et Kis.

22 Éléazar mourut sans avoir de fils; mais il eut des filles, que prirent pour femmes les fils de Kis, leurs frères. -

23 Fils de Muschi: Machli, Éder et Jerémoth, trois.

24 Ce sont là les fils de Lévi, selon leurs maisons paternelles, les chefs des maisons paternelles, d'après le dénombrement qu'on en fit en comptant les noms par tête. Ils étaient employés au service de la maison de l'Éternel, depuis l'âge de vingt ans et au-dessus.

25 Car David dit: L'Éternel, le Dieu d'Israël, a donné du repos à son peuple, et il habitera pour toujours à Jérusalem;

26 et les Lévites n'auront plus à porter le tabernacle et tous les ustensiles pour son service.

27 Ce fut d'après les derniers ordres de David qu'eut lieu le dénombrement des fils de Lévi depuis l'âge de vingt ans et au-dessus.

28 Placés auprès des fils d'Aaron pour le service de la maison de l'Éternel, ils avaient à prendre soin des parvis et des chambres, de la purification de toutes les choses saintes, des ouvrages concernant le service de la maison de Dieu,

29 des pains de proposition, de la fleur de farine pour les offrandes, des galettes sans levain, des gâteaux cuits sur la plaque et des gâteaux frits, de toutes les mesures de capacité et de longueur:

30 ils avaient à se présenter chaque matin et chaque soir, afin de louer et de célébrer l'Éternel,

31 et à offrir continuellement devant l'Éternel tous les holocaustes à l'Éternel, aux sabbats, aux nouvelles lunes et aux fêtes, selon le nombre et les usages prescrits.

32 Ils donnaient leurs soins à la tente d'assignation, au sanctuaire, et aux fils d'Aaron, leurs frères, pour le service de la maison de l'Éternel.