| Chapitre 1 1 [Filaharan'ny firazanana hatramin'i Adama ka hatramin'i Abrahama] Adama, Seta, Enosy, 2 Kenana, Mahalalila, Jareda, 3 Enoka, Metosela, Lameka, 4 Noa, Sema, Hama ary Jafeta. 5 Ny zanakalahin'i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa. 6 Ary ny zanakalahin'i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma. 7 Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita. 8 Ny zanakalahin'i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. 9 Ary ny zanakalahin'i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin'i Ragama dia Seba sy Dedana. 10 Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin'ny tany. 11 Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita 12 sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian'ny Filistina) ary ny Kaftorita. 13 Ary Kanana niteraka an'i Sidona, lahimatoany, sy Heta 14 ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita 15 sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita 16 sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita. 17 Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. 18 Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera. 19 Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega*, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.[Palega = Fizarana] 20 Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera 21 sy Hadorama sy Ozala sy Dikla 22 sy Ebala sy Abimaela sy Sheba 23 sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana. 24 Sema, Arpaksada, Sela, 25 Ebera, Palega, Reo, 26 Seroga, Nahora, Tera, 27 Abrama (dia Abrahama izany). 28 [Ny taranak'i Abrahama sy Isaka ary Esao sy Jakoba] Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela. 29 Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama 30 sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema 31 sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin'Isimaela. 32 Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana. 33 Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Ketora. 34 Ary Abrahama niteraka an'Isaka. Ny zanakalahin'i Isaka dia Esao sy Isiraely. 35 Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora. 36 Ny zanak'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. 37 Ny zanakalahin'i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza. 38 Ary ny zanakalahin'i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. 39 Ary ny zanakalahin'i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin'i Lotana. 40 Ary ny zanakalahin'i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin'i Zibona dia Aia sy Ana. 41 Ary ny zanakalahin'i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin'i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana. 42 Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin'i Disana dia Oza sy Arana. 43 Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin'ny Zanak'Isiraely: Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany. 44 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak'i Zera, avy any Bozra. 45 Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin'ny tanin'ny Temanita. 46 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany. 47 Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. 48 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron'ny Ony. 49 Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak'i Akbora. 50 Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba. 51 Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen'i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny, 52 Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny, 53 Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny, 54 Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen'i Edoma. | | Chapitre 1 1:1 Adam, Seth, Enosh, 1:2 Kenan, Mahalalel, Jared, 1:3 Enoch, Methuselah, Lamech, 1:4 Noah, Shem, Ham, and Japheth. 1:5 The sons of Japheth: Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras. 1:6 The sons of Gomer: Ashkenaz, and Diphath, and Togarmah. 1:7 The sons of Javan: Elishah, and Tarshish, Kittim, and Rodanim. 1:8 The sons of Ham: Cush, and Mizraim, Put, and Canaan. 1:9 The sons of Cush: Seba, and Havilah, and Sabta, and Raama, and Sabteca. The sons of Raamah: Sheba, and Dedan. 1:10 Cush became the father of Nimrod; he began to be a mighty one in the earth. 1:11 Mizraim became the father of Ludim, and Anamim, and Lehabim, and Naphtuhim, 1:12 and Pathrusim, and Casluhim (where the Philistines came from), and Caphtorim. 1:13 Canaan became the father of Sidon his firstborn, and Heth, 1:14 and the Jebusite, and the Amorite, and the Girgashite, 1:15 and the Hivite, and the Arkite, and the Sinite, 1:16 and the Arvadite, and the Zemarite, and the Hamathite. 1:17 The sons of Shem: Elam, and Asshur, and Arpachshad, and Lud, and Aram, and Uz, and Hul, and Gether, and Meshech. 1:18 Arpachshad became the father of Shelah, and Shelah became the father of Eber. 1:19 To Eber were born two sons: the name of the one was Peleg; for in his days the earth was divided; and his brother’s name was Joktan. 1:20 Joktan became the father of Almodad, and Sheleph, and Hazarmaveth, and Jerah, 1:21 and Hadoram, and Uzal, and Diklah, 1:22 and Ebal, and Abimael, and Sheba, 1:23 and Ophir, and Havilah, and Jobab. All these were the sons of Joktan. 1:24 Shem, Arpachshad, Shelah, 1:25 Eber, Peleg, Reu, 1:26 Serug, Nahor, Terah, 1:27 Abram (the same is Abraham). 1:28 The sons of Abraham: Isaac, and Ishmael. 1:29 These are their generations: the firstborn of Ishmael, Nebaioth; then Kedar, and Adbeel, and Mibsam, 1:30 Mishma, and Dumah, Massa, Hadad, and Tema, 1:31 Jetur, Naphish, and Kedemah. These are the sons of Ishmael. 1:32 The sons of Keturah, Abraham’s concubine: she bore Zimran, and Jokshan, and Medan, and Midian, and Ishbak, and Shuah. The sons of Jokshan: Sheba, and Dedan. 1:33 The sons of Midian: Ephah, and Epher, and Hanoch, and Abida, and Eldaah. All these were the sons of Keturah. 1:34 Abraham became the father of Isaac. The sons of Isaac: Esau, and Israel. 1:35 The sons of Esau: Eliphaz, Reuel, and Jeush, and Jalam, and Korah. 1:36 The sons of Eliphaz: Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek. 1:37 The sons of Reuel: Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah. 1:38 The sons of Seir: Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezer, and Dishan. 1:39 The sons of Lotan: Hori, and Homam; and Timna was Lotan’s sister. 1:40 The sons of Shobal: Alian, and Manahath, and Ebal, Shephi, and Onam. The sons of Zibeon: Aiah, and Anah. 1:41 The sons of Anah: Dishon. The sons of Dishon: Hamran, and Eshban, and Ithran, and Cheran. 1:42 The sons of Ezer: Bilhan, and Zaavan, Jaakan. The sons of Dishan: Uz, and Aran. 1:43 Now these are the kings who reigned in the land of Edom, before there reigned any king over the children of Israel: Bela the son of Beor; and the name of his city was Dinhabah. 1:44 Bela died, and Jobab the son of Zerah of Bozrah reigned in his place. 1:45 Jobab died, and Husham of the land of the Temanites reigned in his place. 1:46 Husham died, and Hadad the son of Bedad, who struck Midian in the field of Moab, reigned in his place; and the name of his city was Avith. 1:47 Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his place. 1:48 Samlah died, and Shaul of Rehoboth by the River reigned in his place. 1:49 Shaul died, and Baal Hanan the son of Achbor reigned in his place. 1:50 Baal Hanan died, and Hadad reigned in his place; and the name of his city was Pai: and his wife’s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. 1:51 Hadad died. The chiefs of Edom were: chief Timna, chief Aliah, chief Jetheth, 1:52 chief Oholibamah, chief Elah, chief Pinon, 1:53 chief Kenaz, chief Teman, chief Mibzar, 1:54 chief Magdiel, chief Iram. These are the chiefs of Edom. | | Chapitre 1 1 Adam, Seth, Énosch, 2 Kénan, Mahalaleel, Jéred, 3 Hénoc, Metuschélah, Lémec, 4 Noé, Sem, Cham et Japhet. 5 Fils de Japhet: Gomer, Magog, Madaï, Javan, Tubal, Méschec et Tiras. - 6 Fils de Gomer: Aschkenaz, Diphat et Togarma. - 7 Fils de Javan: Élischa, Tarsisa, Kittim et Rodanim. 8 Fils de Cham: Cusch, Mitsraïm, Puth et Canaan. - 9 Fils de Cusch: Saba, Havila, Sabta, Raema et Sabteca. -Fils de Raema: Séba et Dedan. 10 Cusch engendra Nimrod; c'est lui qui commença à être puissant sur la terre. - 11 Mitsraïm engendra les Ludim, les Ananim, les Lehabim, les Naphtuhim, 12 les Patrusim, les Casluhim, d'où sont sortis les Philistins, et les Caphtorim. - 13 Canaan engendra Sidon, son premier-né, et Heth, 14 et les Jébusiens, les Amoréens, les Guirgasiens, 15 les Héviens, les Arkiens, les Siniens, 16 les Arvadiens, les Tsemariens, les Hamathiens. 17 Fils de Sem: Élam, Assur, Arpacschad, Lud et Aram; Uts, Hul, Guéter et Méschec. - 18 Arpacschad engendra Schélach; et Schélach engendra Héber. 19 Il naquit à Héber deux fils: le nom de l'un était Péleg, parce que de son temps la terre fut partagée, et le nom de son frère était Jokthan. 20 Jokthan engendra Almodad, Schéleph, Hatsarmaveth, Jérach, 21 Hadoram, Uzal, Dikla, 22 Ébal, Abimaël, Séba, 23 (1:22) Ophir, Havila et Jobab. (1:23) Tous ceux-là furent fils de Jokthan. 24 Sem, Arpacschad, Schélach, 25 Héber, Péleg, Rehu, 26 Serug, Nachor, Térach, 27 Abram, qui est Abraham. 28 Fils d'Abraham: Isaac et Ismaël. 29 Voici leur postérité. Nebajoth, premier-né d'Ismaël, Kédar, Adbeel, Mibsam, 30 Mischma, Duma, Massa, Hadad, Téma, 31 Jethur, Naphisch et Kedma. Ce sont là les fils d'Ismaël. 32 Fils de Ketura, concubine d'Abraham. Elle enfanta Zimran, Jokschan, Medan, Madian, Jischbak et Schuach. -Fils de Jokschan: Séba et Dedan. - 33 Fils de Madian: Épha, Épher, Hénoc, Abida et Eldaa. -Ce sont là tous les fils de Ketura. 34 Abraham engendra Isaac. Fils d'Isaac: Ésaü et Israël. 35 Fils d'Ésaü: Éliphaz, Reuel, Jeusch, Jaelam et Koré. - 36 Fils d'Éliphaz: Théman, Omar, Tsephi, Gaetham, Kenaz, Thimna et Amalek. - 37 Fils de Reuel: Nahath, Zérach, Schamma et Mizza. 38 Fils de Séir: Lothan, Schobal, Tsibeon, Ana, Dischon, Etser et Dischan. - 39 Fils de Lothan: Hori et Homam. Soeur de Lothan: Thimna. - 40 Fils de Schobal: Aljan, Manahath, Ébal, Schephi et Onam. -Fils de Tsibeon: Ajja et Ana. - 41 Fils d'Ana: Dischon. Fils de Dischon: Hamran, Eschban, Jithran et Keran. - 42 Fils d'Etser: Bilhan, Zaavan et Jaakan. -Fils de Dischan: Uts et Aran. - 43 Voici les rois qui ont régné dans le pays d'Édom, avant qu'un roi régnât sur les enfants d'Israël. -Béla, fils de Beor; et le nom de sa ville était Dinhaba. - 44 Béla mourut; et Jobab, fils de Zérach, de Botsra, régna à sa place. - 45 Jobab mourut; et Huscham, du pays des Thémanites, régna à sa place. - 46 Huscham mourut; et Hadad, fils de Bedad, régna à sa place. C'est lui qui frappa Madian dans les champs de Moab. Le nom de sa ville était Avith. - 47 Hadad mourut; et Samla, de Masréka, régna à sa place. - 48 Samla mourut; et Saül, de Rehoboth sur le fleuve, régna à sa place. - 49 Saül mourut; et Baal-Hanan, fils d'Acbor, régna à sa place. - 50 Baal-Hanan mourut; et Hadad régna à sa place. Le nom de sa ville était Pahi; et le nom de sa femme Mehéthabeel, fille de Mathred, fille de Mézahab. - 51 Hadad mourut. Les chefs d'Édom furent: le chef Thimna, le chef Alja, le chef Jetheth, 52 le chef Oholibama, le chef Éla, le chef Pinon, 53 le chef Kenaz, le chef Théman, le chef Mibtsar, 54 le chef Magdiel, le chef Iram. Ce sont là des chefs d'Édom. | |