T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 21

1 [Ny namonoana an'i Nabota. sy ny nahazoan'i Ahaba ny tanim-boalobony ary ny loza voalaza Anjo an'i Ahaba] Ary rehefa afaka izany zavatra izany, Nabota Jezirelita nanana tanim-boaloboka tao Jezirela, takaikin'ny lapan'i Ahaba, mpanjakan'i Samaria.

2 Ary Ahaba niteny tamin'i Nabota hoe: Omeo ahy ny tanim-boalobokao mba hataoko fambolena anana, fa akaikin'ny lapako izy; ary hotakalozako tanim-boaloboka tsara noho izy, na vola tokom-bidiny, raha izany no sitraky ny fonao.

3 Fa hoy Nabota tamin'i Ahaba: Sanatria amiko eo anatrehan'i Jehovah izany! fa tsy homeko anao any tanin-drazako.

4 Ary Ahaba nankany an-trano sady malahelo no sosotra noho ny teny nolazain'i Nabota Jezirelita taminy hoe: Tsy homeko anao ny tanindrazako. Dia nandry teo am-parafarany izy ka nampihodina ny tavany sady tsy nety nihinan-kanina.

5 Ary Jezebela vadiny nankeo aminy ka nanao taminy hoe: Ahoana no mampahasosotra anao toy izao, no tsy mety homan-kanina ianao?

6 Dia hoy izy taminy: Satria niteny tamin'i Nabora Jezirelita aho ka nanao taminy hoe: Omeo ahy ny tanim-boalobokao hovidiko vola, na hotakalozako tanim-boaloboka hafa, raha izany no sitraky ny fonao; fa izy namaly hoe: Tsy homeko anao ny tanim-boaloboko.

7 Ary hoy Jezebela vadiny taminy: Moa ianao tokoa va no manjaka amin'ny Isiraely izao? Miarena, mihinàna hanina, ary aoka ho ravoravo ny fonao; izaho hanome anao ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita.

8 Ary Jezebela dia nanoratra taratasy tamin'ny anaran'i Ahaba, ka notombohiny tamin'ny fanombohan-kasen'andriana, ary ny taratasy dia nampitondrainy ho any amin'ny loholona sy ny manan-kaja tao an-tanànany, dia ireo niara-nitoetra tamin'i Nabota.

9 Ary izao no nosoratany tao amin'ny taratasy: Miantsoa andro fifadian-kanina, ary apetraho eo anatrehan'ny olona Nabota.

10 Dia anangano roa lahy izay tena ratsy fanahy ho eo anatrehany hiampanga azy hoe: Efa niteny ratsy an'Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao. Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.

11 Ary ny olona tao an-tanànany, dia ny loholona sy ny manan-kaja izay nonina tao, nanao araka izay nanirahan'i Jezebela tany aminy, dia ilay voasoratra ao amin'ny taratasy izay nampitondrainy tany aminy.

12 Dia niantso andro fifadian-kanina izy ka nametraka an'i Nabota teo anatrehan'ny olona.

13 Ary niditra ilay roa lahy tena ratsy fanahy ka nipetraka teo anatrehany, dia niampanga an'i Nabota teo anatrehan'ny olona ireo ka nanao hoe: Niteny ratsy an'Andriamanitra sy ny mpanjaka Nabota. Ary nentin'ny olona nivoaka teny ivelan'ny tanàna Nabota, dia notorahany vato ka maty.

14 Dia naniraka tany amin'i Jezebela izy ireo ka nanao hoe: Efa notoraham-bato Nabota ka maty.

15 Ary rehefa ren'i Jezebela fa voatora-bato Nabota ka maty, dia hoy izy tamin'i Ahaba: Mitsangàna, ka alao ho anao ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita, izay tsy foiny ho namidy taminao; fa tsy velona intsony Nabota fa efa maty.

16 Ary rehefa ren'i Ahaba fa efa maty Nabota, dia niainga izy ka nidina nankany amin'ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita mba haka ny tany ho azy.

17 Ary ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Elia Tisbita ka nanao hoe:

18 Miaingà, ka midìna hihaona amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izay ao Samaria; indro, ao amin'ny tanim-boalobok'i Nabota izy, fa lasa nankao izy mba haka ny tany ho azy.

19 Koa mitenena aminy hoe: Izao no Jazain'i Jehovah: Efa namono va ianao ka efa naka ho anao koa? Ary ianao dia hiteny aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Ao amin'ny tany izay nilelafan'ny alika ny ran'i Nabota no hilelafan'ny alika ny rànao, dia ny rànao tokoa.

20 Ary hoy Ahaba tamin'i Elia: Azonao va aho, ry ilay fahavaloko? Ary Elia namaly hoe: Azoko ianao, satria ianao efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah.

21 Indro, hahatonga loza aminao Aho ka handringana ny taranakao, ary ho fongotra ny lehilahy rehetra amin'ny taranak'i Ahaba, na ny voahazona na ny afaka amin'ny Isiraely.

22 Ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak'i Jeroboama, zanak'i Nebata, sy tahaka ny taranak'i Basa, zanak'i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Isiraely.

23 Ary ny amin'i Jezebela koa dia nolazain'i Jehovah hoe: Ny alika hihinana an'i Jezebela eny ivelan'ny màndan'i Jezirela.

24 Izay tamingan'i Ahaba maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha kosa dia hohanin'ny voro-manidina.

25 Fa tsy nisy tahaka an'i Ahaba,izay nivarotena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah, satria nampirisihin'i Jezebela vadiny izy.

26 Ary izy nanao vetaveta loatra tamin'ny 1 nanarahany ny sampy, dia tahaka izay rehetra nataon'ny Amorita. izay noroahin'i Jehovah teo anoloan'ny Zanak'Isiraely.

27 Ary rehefa ren'i Ahaba izany teny izany, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana nataony manolo-koditra sady nifady hanina sy nandry tamin-damba fisaonana ary nijoretra teny am-pandehanana.

28 Ary ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Elia Tisbita ka nanao hoe:

29 Hitanao va ny nanetren'i Ahaba tena teo anatrehako? Satria nanetry tena teo anatrehako izy. dia tsy hahatonga loza aminy Aho amin'ny androny; fa any amin'ny andron'ny zanany vao hahatonga loza amin'ny taranany Aho.


 

Chapitre 21

1 It happened after these things, that Naboth the Jezreelite had a vineyard, which was in Jezreel, hard by the palace of Ahab king of Samaria.

2 Ahab spoke to Naboth, saying, “Give me your vineyard, that I may have it for a garden of herbs, because it is near to my house; and I will give you for it a better vineyard than it. Or, if it seems good to you, I will give you its worth in money.”

3 Naboth said to Ahab, “May Yahweh forbid me, that I should give the inheritance of my fathers to you!”

4 Ahab came into his house sullen and angry because of the word which Naboth the Jezreelite had spoken to him; for he had said, “I will not give you the inheritance of my fathers.” He laid himself down on his bed, and turned away his face, and would eat no bread.

5 But Jezebel his wife came to him, and said to him, “Why is your spirit so sad, that you eat no bread?”

6 He said to her, “Because I spoke to Naboth the Jezreelite, and said to him, ‘Give me your vineyard for money; or else, if it pleases you, I will give you another vineyard for it.’ He answered, ‘I will not give you my vineyard.’”

7 Jezebel his wife said to him, “Do you now govern the kingdom of Israel? Arise, and eat bread, and let your heart be merry. I will give you the vineyard of Naboth the Jezreelite.”

8 So she wrote letters in Ahab’s name, and sealed them with his seal, and sent the letters to the elders and to the nobles who were in his city, who lived with Naboth.

9 She wrote in the letters, saying, “Proclaim a fast, and set Naboth on high among the people.

10 Set two men, base fellows, before him, and let them testify against him, saying, ‘You cursed God and the king!’ Then carry him out, and stone him to death.”

11 The men of his city, even the elders and the nobles who lived in his city, did as Jezebel had sent to them, according as it was written in the letters which she had sent to them.

12 They proclaimed a fast, and set Naboth on high among the people.

13 The two men, the base fellows, came in and sat before him. The base fellows testified against him, even against Naboth, in the presence of the people, saying, “Naboth cursed God and the king!” Then they carried him out of the city, and stoned him to death with stones.

14 Then they sent to Jezebel, saying, “Naboth has been stoned, and is dead.”

15 It happened, when Jezebel heard that Naboth was stoned, and was dead, that Jezebel said to Ahab, “Arise, take possession of the vineyard of Naboth the Jezreelite, which he refused to give you for money; for Naboth is not alive, but dead.”

16 It happened, when Ahab heard that Naboth was dead, that Ahab rose up to go down to the vineyard of Naboth the Jezreelite, to take possession of it.

17 The word of Yahweh came to Elijah the Tishbite, saying,

18 “Arise, go down to meet Ahab king of Israel, who dwells in Samaria. Behold, he is in the vineyard of Naboth, where he has gone down to take possession of it.

19 You shall speak to him, saying, ‘Thus says Yahweh, “Have you killed and also taken possession?”’ You shall speak to him, saying, ‘Thus says Yahweh, “In the place where dogs licked the blood of Naboth, dogs will lick your blood, even yours.”’”

20 Ahab said to Elijah, “Have you found me, my enemy?”

He answered, “I have found you, because you have sold yourself to do that which is evil in the sight of Yahweh.

21 Behold, I will bring evil on you, and will utterly sweep you away and will cut off from Ahab everyone who urinates against a wall, and him who is shut up and him who is left at large in Israel.

22 I will make your house like the house of Jeroboam the son of Nebat, and like the house of Baasha the son of Ahijah for the provocation with which you have provoked me to anger, and have made Israel to sin.”

23 Yahweh also spoke of Jezebel, saying, “The dogs shall eat Jezebel by the rampart of Jezreel.

24 The dogs will eat he who dies of Ahab in the city; and the birds of the sky will eat he who dies in the field.”

25 But there was none like Ahab, who sold himself to do that which was evil in the sight of Yahweh, whom Jezebel his wife stirred up.

26 He did very abominably in following idols, according to all that the Amorites did, whom Yahweh cast out before the children of Israel.

27 It happened, when Ahab heard those words, that he tore his clothes, and put sackcloth on his flesh, and fasted, and lay in sackcloth, and went softly.

28 The word of Yahweh came to Elijah the Tishbite, saying,

29 “See how Ahab humbles himself before me? Because he humbles himself before me, I will not bring the evil in his days; but in his son’s days will I bring the evil on his house.”


 

Chapitre 21

Naboth Is Murdered for His Vineyard

1 And it came to pass after these things that Naboth the Jezreelite had a vineyard which was in Jezreel, next to the palace of Ahab king of Samaria.

2 So Ahab spoke to Naboth, saying, "Give me your vineyard, that I may have it for a vegetable garden, because it is near, next to my house; and for it I will give you a vineyard better than it. Or, if it seems good to you, I will give you its worth in money."

3 But Naboth said to Ahab, "The LORD forbid that I should give the inheritance of my fathers to you!"

4 So Ahab went into his house sullen and displeased because of the word which Naboth the Jezreelite had spoken to him; for he had said, "I will not give you the inheritance of my fathers." And he lay down on his bed, and turned away his face, and would eat no food.

5 But Jezebel his wife came to him, and said to him, "Why is your spirit so sullen that you eat no food?"

6 He said to her, "Because I spoke to Naboth the Jezreelite, and said to him, ‘Give me your vineyard for money; or else, if it pleases you, I will give you another vineyard for it.’ And he answered, ‘I will not give you my vineyard.’"

7 Then Jezebel his wife said to him, "You now exercise authority over Israel! Arise, eat food, and let your heart be cheerful; I will give you the vineyard of Naboth the Jezreelite."

8 And she wrote letters in Ahab’s name, sealed them with his seal, and sent the letters to the elders and the nobles who were dwelling in the city with Naboth.

9 She wrote in the letters, saying,

Proclaim a fast, and seat Naboth with high honor among the people;

10 and seat two men, scoundrels, before him to bear witness against him, saying, "You have blasphemed God and the king." Then take him out, and stone him, that he may die.

11 So the men of his city, the elders and nobles who were inhabitants of his city, did as Jezebel had sent to them, as it was written in the letters which she had sent to them.

12 They proclaimed a fast, and seated Naboth with high honor among the people.

13 And two men, scoundrels, came in and sat before him; and the scoundrels witnessed against him, against Naboth, in the presence of the people, saying, "Naboth has blasphemed God and the king!" Then they took him outside the city and stoned him with stones, so that he died.

14 Then they sent to Jezebel, saying, "Naboth has been stoned and is dead."

15 And it came to pass, when Jezebel heard that Naboth had been stoned and was dead, that Jezebel said to Ahab, "Arise, take possession of the vineyard of Naboth the Jezreelite, which he refused to give you for money; for Naboth is not alive, but dead."

16 So it was, when Ahab heard that Naboth was dead, that Ahab got up and went down to take possession of the vineyard of Naboth the Jezreelite.

The LORD Condemns Ahab

17 Then the word of the LORD came to Elijah the Tishbite, saying,

18 "Arise, go down to meet Ahab king of Israel, who lives in Samaria. There he is, in the vineyard of Naboth, where he has gone down to take possession of it.

19 You shall speak to him, saying, ‘Thus says the LORD: "Have you murdered and also taken possession?"’ And you shall speak to him, saying, ‘Thus says the LORD: "In the place where dogs licked the blood of Naboth, dogs shall lick your blood, even yours."’"

20 So Ahab said to Elijah, "Have you found me, O my enemy?" And he answered, "I have found you, because you have sold yourself to do evil in the sight of the LORD:

21 ‘Behold, I will bring calamity on you. I will take away your posterity, and will cut off from Ahab every male in Israel, both bond and free.

22 I will make your house like the house of Jeroboam the son of Nebat, and like the house of Baasha the son of Ahijah, because of the provocation with which you have provoked Me to anger, and made Israel sin.’

23 And concerning Jezebel the LORD also spoke, saying, ‘The dogs shall eat Jezebel by the wall[a] of Jezreel.’

24 The dogs shall eat whoever belongs to Ahab and dies in the city, and the birds of the air shall eat whoever dies in the field."

25 But there was no one like Ahab who sold himself to do wickedness in the sight of the LORD, because Jezebel his wife stirred him up. 26 And he behaved very abominably in following idols, according to all that the Amorites had done, whom the LORD had cast out before the children of Israel.

27 So it was, when Ahab heard those words, that he tore his clothes and put sackcloth on his body, and fasted and lay in sackcloth, and went about mourning.

28 And the word of the LORD came to Elijah the Tishbite, saying,

29 "See how Ahab has humbled himself before Me? Because he has humbled himself before Me, I will not bring the calamity in his days. In the days of his son I will bring the calamity on his house."