T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 14

1 [Ny nanjakan'i Jeroboama tamin'ny Isiraely] Tamin'izany andro izany dia narary Abia, zanak'i Jeroboama.

2 Ary hoy Jeroboama tamin'ny vadiny: Masìna ianao, mitsangàna, ka miovà endrika, mba tsy ho fantatr'olona ho vadin'i Jeroboama ianao; dia mankanesa any Silo, fa, indro, ao Ahia mpaminany, ilay nilaza tamiko fa ho mpanjakan'ity firenena ity aho.

3 Koa mitondrà mofo folo sy mofo madinika ary tantely iray tavoara, ka mankanesa any aminy; fa izy hanambara aminao izay ho toetry ny zaza.

4 Dia nanao araka izany ny vadin'i Jeroboama ka niainga nankany Silo izy, dia nankao an-tranon'i Ahia. Ary Ahia tsy nahita, fa efa pahina ny masony noho ny fahantrany.

5 Ary Jehovah efa nilaza tamin'i Ahia hoe: Indro, avy ny vadin'i Jeroboama hanontany anao ny amin'ny zanany, fa marary izy; ary izao ka izao no holazainao aminy; nefa raha miditra izy, dia hody vehivavy hafa.

6 Ary nony ren'i Ahia ny fingodongodon'ny tongony, raha vao niditra teo am-baravarana izy, dia hoy izy: Mandrosoa, ry vadin'i Jeroboama; nahoana ianao no mody olonkafa? Fa izaho dia nirahina hitondra teny mafy aminao.

7 Koa mandehana, ka lazao amin'i Jeroboama hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Satria nanandratra anao avy tamin'ny olona Aho ka nanendry anao ho mpanapaka ny Isiraely oloko,

8 ary nendahako ny fanjakana ho afaka tamin'ny taranak'i Davida ka nomeko anao, nefa kosa ianao tsy mba nanao tahaka an'i Davida mpanompoko, izay nitandrina ny teniko sy nanaraka Ahy tamin'ny fony rehetra tsy hanao na inona na inona afa-tsy izay marina eo imasoko ihany;

9 fa nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra teo alohanao ianao, fa lasa nanao andriamani-kafa sy sarin-javatra an-idina ka nampahatezitra Ahy, fa Izaho efa narianao teo ivohonao:

10 koa noho izany dia, indro, hahatonga loza amin'ny taranak'i Jeroboama Aho ka handringana izay lehilahy rehetra amin'ny tamingan'i Jeroboama, na ny voahazona na ny afaka amin'ny Isiraely, ary hanaisotra ny sisa amin'ny taranak'i Jeroboama Aho, toy ny fanaisotry ny olona ny diky ambara-paha-tsy hisy intsony.

11 Koa izay tamingan'i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay maty any an-tsaha dia hohanin'ny voro-manidina; fa Jehovah no efa niteny.

12 Koa mitsangàna ianao, ka modia any an-tranonao; fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.

13 Ary ny Isiraely rehetra hisaona sy handevina azy; fa amin'ny tamingan'i Jeroboama dia izy irery ihany no ho tonga ao am-pasana, satria izy ihany no nahitana fahatsaram-panahy ny amin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.

14 Ary Jehovah hanangana mpanjaka ho an'ny Isiraely izay handringana ny taranak'i Jeroboama amin'izany andro izany; fa rahoviana ange izany? Izao ankehitriny izao ihany.

15 Fa Jehovah hamely ny Isiraely toy ny volotara hozongozonina any anaty rano sady hanongotra ny Isiraely amin'ity tany soa nomeny ny razany ity ary hanely azy ho any an-dafin'ny Ony*, satria nanao ireo Aseraha izy ka nampahatezitra an'i Jehovah. [Eofrata]

16 Ary Izy hanolotra ny Isiraely noho ny fahotana izay nataon'i Jeroboama sady nampanotany ny Isiraely.

17 Dia niainga ny vadin'i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa mby teo amin'ny tokonam-baravarana izy, dia maty ny zazalahy;

18 dia nandevina azy ny Isiraely rehetra sady nisaona azy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Ahia mpaminany mpanompony.

19 Ary ny tantaran'i Jeroboama sisa, dia ny niadiany sy ny nanjakany, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.

20 Ary ny andro nanjakan'i Jeroboama dia roa amby roa-polo taona; dia lasa nodi-mandry any amin'ny razany izy; ary Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.

21 [Ny nanjakan-dRehoboama tamin'ny Joda] Ary Rehoboama, zanak'i Solomona, no nanjaka tamin'ny Joda. Efa iraika amby efa-polo taona Rehoboama, fony izy vao nanjaka, ary fito ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, tanàna nofidin'i Jehovah tamin'ny firenen'Isiraely rehetra hametrahany ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita.

22 Ary ny Joda nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ka nampahasaro-piaro Azy tamin'ny fahotana izay nataony mihoatra noho izay rehetra nataon'ny razany.

23 Fa izy koa nanao fitoerana avo ho azy sy tsangam-baton-tsampy ary Aseraha* teny an-tampon'ny tendrombohitra avo rehetra sy teny ambanin'ny hazo maitso rehetra.[Anaran'andriamani-tsi-izy, na ny sariny]

24 Ary nisy olona nanolo-tena nijangajanga ho fanompoan-tsampy teo amin'ny tany; ary nanaraka ny fahavetavetana rehetra fanaon'ny firenena izay noroahin'i Jehovah teo anoloan'ny Zanak'Isiraely izy.

25 Ary tamin'ny taona fahadimy nanjakan-dRehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan'i Egypta, hamely an'i Jerosalema;

26 dia nobaboiny ny rakitry ny tranon'i Jehovah sy ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon'i Solomona

27 Ary Rehoboama mpanjaka nanao ampinga varahina ho solon'ireny ka nanolotra azy teo an-tànan'ny lehiben'ny mpiambina, izay niambina ny varavaran'ny tranon'ny mpanjaka

28 Ary na oviana na oviana no nidiran'ny mpanjaka tao an-tranon'i Jehovah, dia nentin'ny mpiambina ireo ka naveriny tao an-trano fiambenana indray.

29 Ary ny tantaran-dRehoboama sisa mbamin'izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?

30 Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama.

31 Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby


 

Chapitre 14

1 At that time Abijah the son of Jeroboam became sick.

2 And Jeroboam said to his wife, “Please arise, and disguise yourself, that they may not recognize you as the wife of Jeroboam, and go to Shiloh. Indeed, Ahijah the prophet is there, who told me that I would be king over this people.

3 Also take with you ten loaves, some cakes, and a jar of honey, and go to him; he will tell you what will become of the child.”

4 And Jeroboam’s wife did so; she arose and went to Shiloh, and came to the house of Ahijah. But Ahijah could not see, for his eyes were glazed by reason of his age.
5 Now the LORD had said to Ahijah, “Here is the wife of Jeroboam, coming to ask you something about her son, for he is sick. Thus and thus you shall say to her; for it will be, when she comes in, that she will pretend to be another woman.”
6 And so it was, when Ahijah heard the sound of her footsteps as she came through the door, he said, “Come in, wife of Jeroboam. Why do you pretend to be another person? For I have been sent to you with bad news.

7 Go, tell Jeroboam, ‘Thus says the LORD God of Israel: “Because I exalted you from among the people, and made you ruler over My people Israel, 8 and tore the kingdom away from the house of David, and gave it to you; and yet you have not been as My servant David, who kept My commandments and who followed Me with all his heart, to do only what was right in My eyes;

9 but you have done more evil than all who were before you, for you have gone and made for yourself other gods and molded images to provoke Me to anger, and have cast Me behind your back—

10 therefore behold! I will bring disaster on the house of Jeroboam, and will cut off from Jeroboam every male in Israel, bond and free; I will take away the remnant of the house of Jeroboam, as one takes away refuse until it is all gone.

11 The dogs shall eat whoever belongs to Jeroboam and dies in the city, and the birds of the air shall eat whoever dies in the field; for the LORD has spoken!”’

12 Arise therefore, go to your own house. When your feet enter the city, the child shall die.

13 And all Israel shall mourn for him and bury him, for he is the only one of Jeroboam who shall come to the grave, because in him there is found something good toward the LORD God of Israel in the house of Jeroboam.
14 “Moreover the LORD will raise up for Himself a king over Israel who shall cut off the house of Jeroboam; this is the day. What? Even now!

15 For the LORD will strike Israel, as a reed is shaken in the water. He will uproot Israel from this good land which He gave to their fathers, and will scatter them beyond the River,[a] because they have made their wooden images,[b] provoking the LORD to anger.

16 And He will give Israel up because of the sins of Jeroboam, who sinned and who made Israel sin.”
17 Then Jeroboam’s wife arose and departed, and came to Tirzah. When she came to the threshold of the house, the child died.

18 And they buried him; and all Israel mourned for him, according to the word of the LORD which He spoke through His servant Ahijah the prophet.
Death of Jeroboam
19 Now the rest of the acts of Jeroboam, how he made war and how he reigned, indeed they are written in the book of the chronicles of the kings of Israel.

20 The period that Jeroboam reigned was twenty-two years. So he rested with his fathers. Then Nadab his son reigned in his place.
Rehoboam Reigns in Judah
21 And Rehoboam the son of Solomon reigned in Judah. Rehoboam was forty-one years old when he became king. He reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the LORD had chosen out of all the tribes of Israel, to put His name there. His mother’s name was Naamah, an Ammonitess.

22 Now Judah did evil in the sight of the LORD, and they provoked Him to jealousy with their sins which they committed, more than all that their fathers had done.

23 For they also built for themselves high places, sacred pillars, and wooden images on every high hill and under every green tree.

24 And there were also perverted persons[c] in the land. They did according to all the abominations of the nations which the LORD had cast out before the children of Israel.
25 It happened in the fifth year of King Rehoboam that Shishak king of Egypt came up against Jerusalem.

26 And he took away the treasures of the house of the LORD and the treasures of the king’s house; he took away everything. He also took away all the gold shields which Solomon had made.

27 Then King Rehoboam made bronze shields in their place, and committed them to the hands of the captains of the guard, who guarded the doorway of the king’s house.

28 And whenever the king entered the house of the LORD, the guards carried them, then brought them back into the guardroom.
29 Now the rest of the acts of Rehoboam, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah?

30 And there was war between Rehoboam and Jeroboam all their days.

31 So Rehoboam rested with his fathers, and was buried with his fathers in the City of David. His mother’s name was Naamah, an Ammonitess. Then Abijam[d] his son reigned in his place.

 

Chapitre 14

1Dans ce temps-là, Abija, fils de Jéroboam, devint malade.

2Et Jéroboam dit à sa femme: Lève-toi, je te prie, et déguise-toi pour qu'on ne sache pas que tu es la femme de Jéroboam, et va à Silo. Voici, là est Achija, le prophète; c'est lui qui m'a dit que je serais roi de ce peuple.

3Prends avec toi dix pains, des gâteaux et un vase de miel, et entre chez lui; il te dira ce qui arrivera à l'enfant.

4La femme de Jéroboam fit ainsi; elle se leva, alla à Silo, et entra dans la maison d'Achija. Achija ne pouvait plus voir, car il avait les yeux fixes par suite de la vieillesse.

5L'Éternel avait dit à Achija: La femme de Jéroboam va venir te consulter au sujet de son fils, parce qu'il est malade. Tu lui parleras de telle et de telle manière. Quand elle arrivera, elle se donnera pour une autre.

6Lorsque Achija entendit le bruit de ses pas, au moment où elle franchissait la porte, il dit: Entre, femme de Jéroboam; pourquoi veux-tu te donner pour une autre? Je suis chargé de t'annoncer des choses dures.

7Va, dis à Jéroboam: Ainsi parle l'Éternel, le Dieu d'Israël: Je t'ai élevé du milieu du peuple, je t'ai établi chef de mon peuple d'Israël,

8j'ai arraché le royaume de la maison de David et je te l'ai donné. Et tu n'as pas été comme mon serviteur David, qui a observé mes commandements et qui a marché après moi de tout son coeur, ne faisant que ce qui est droit à mes yeux.

9Tu as agi plus mal que tous ceux qui ont été avant toi, tu es allé te faire d'autres dieux, et des images de fonte pour m'irriter, et tu m'as rejeté derrière ton dos!

10Voilà pourquoi je vais faire venir le malheur sur la maison de Jéroboam; j'exterminerai quiconque appartient à Jéroboam, celui qui est esclave et celui qui est libre en Israël, et je balaierai la maison de Jéroboam comme on balaie les ordures, jusqu'à ce qu'elle ait disparu.

11Celui de la maison de Jéroboam qui mourra dans la ville sera mangé par les chiens, et celui qui mourra dans les champs sera mangé par les oiseaux du ciel. Car l'Éternel a parlé.

12Et toi, lève-toi, va dans ta maison. Dès que tes pieds entreront dans la ville, l'enfant mourra.

13Tout Israël le pleurera, et on l'enterrera; car il est le seul de la maison de Jéroboam qui sera mis dans un sépulcre, parce qu'il est le seul de la maison de Jéroboam en qui se soit trouvé quelque chose de bon devant l'Éternel, le Dieu d'Israël.

14L'Éternel établira sur Israël un roi qui exterminera la maison de Jéroboam ce jour-là. Et n'est-ce pas déjà ce qui arrive?

15L'Éternel frappera Israël, et il en sera de lui comme du roseau qui est agité dans les eaux; il arrachera Israël de ce bon pays qu'il avait donné à leurs pères, et il les dispersera de l'autre côté du fleuve, parce qu'ils se sont fait des idoles, irritant l'Éternel.

16Il livrera Israël à cause des péchés que Jéroboam a commis et qu'il a fait commettre à Israël.

17La femme de Jéroboam se leva, et partit. Elle arriva à Thirtsa; et, comme elle atteignait le seuil de la maison, l'enfant mourut.

18On l'enterra, et tout Israël le pleura, selon la parole que l'Éternel avait dite par son serviteur Achija, le prophète.

19Le reste des actions de Jéroboam, comment il fit la guerre et comment il régna, cela est écrit dans le livre des Chroniques des rois d'Israël.

20Jéroboam régna vingt-deux ans, puis il se coucha avec ses pères. Et Nadab, son fils, régna à sa place.

21Roboam, fils de Salomon, régna sur Juda. Il avait quarante et un ans lorsqu'il devint roi, et il régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que l'Éternel avait choisie sur toutes les tribus d'Israël pour y mettre son nom. Sa mère s'appelait Naama, l'Ammonite.

22Juda fit ce qui est mal aux yeux de l'Éternel; et, par les péchés qu'ils commirent, ils excitèrent sa jalousie plus que ne l'avaient jamais fait leurs pères.

23Ils se bâtirent, eux aussi, des hauts lieux avec des statues et des idoles sur toute colline élevée et sous tout arbre vert.

24Il y eut même des prostitués dans le pays. Ils imitèrent toutes les abominations des nations que l'Éternel avait chassées devant les enfants d'Israël.

25La cinquième année du règne de Roboam, Schischak, roi d'Égypte, monta contre Jérusalem.

26Il prit les trésors de la maison de l'Éternel et les trésors de la maison du roi, il prit tout. Il prit tous les boucliers d'or que Salomon avait faits.

27Le roi Roboam fit à leur place des boucliers d'airain, et il les remit aux soins des chefs des coureurs, qui gardaient l'entrée de la maison du roi.

28Toutes les fois que le roi allait à la maison de l'Éternel, les coureurs les portaient; puis ils les rapportaient dans la chambre des coureurs.

29Le reste des actions de Roboam, et tout ce qu'il a fait, cela n'est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois de Juda?

30Il y eut toujours guerre entre Roboam et Jéroboam.

31Roboam se coucha avec ses pères, et il fut enterré avec ses pères dans la ville de David. Sa mère s'appelait Naama, l'Ammonite. Et Abijam, son fils, régna à sa place.